Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Desambra, 2007

03 Desambra 2007

Kiobà : Nifidy « Tsia » ny tany Venezoelà

Ny mpiblaogy Child of the Revolution [Zanaky ny Revôlisiona] dia : « with great interest for the Castro regime's response » « tsindrian-daona eo am-piandrasana izay havalin'ny fitondran'i Fidel Castro » ny “Tsia” izay nosafidian'ny mponina tany Venezoelà asetry ny soso-kevitry ny filoham-pirenena Hugo Chavez hanova ny lalàm-panorenana.

02 Desambra 2007

Brezila : Blaogy Sosialy hoan'ny Krismasy 2007

Ny mpiblaogy Yassuda monina any Brezila dia manainga ireo mpiblaogy Breziliana namany hafa mba hiara-mientana hanatanteraka hetsika manokana ‘blaogy sosialy’ [ho fankalazana ny Noely]. Ny hevitra dia ho anjaran'ireo mpiblaogy tsirairay ny misafidy izay ONG tiany hotohanana, dia samy miezaka manampy izany fikambanana izany amin'ny alalan'ny blaoginy ny tsirairay –...