Ny mpiblaogy Child of the Revolution [Zanaky ny Revôlisiona] dia :
« with great interest for the Castro regime's response »
« tsindrian-daona eo am-piandrasana izay havalin'ny fitondran'i Fidel Castro »
ny “Tsia” izay nosafidian'ny mponina tany Venezoelà asetry ny soso-kevitry ny filoham-pirenena Hugo Chavez hanova ny lalàm-panorenana.
1 hevitra
Tratran’ny delestazy izany ny tany an-tanàna halina dia tsy nahaomana e! fa ho avy ihany fa aza matahotra!