Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Aogositra, 2023
Tohin'ny adiny amin'ny tsy fitovian'ny lahy sy ny vavy ao Kyrgyzstan ny rakikiran'i Zere vaovao
Manohy miresaka momba ny tsy fitovian'ny lahy sy ny vavy ny hira no sady mitrandraka ireo olana ara-tsosialy sy ara-politika hafa ao Kyrgyzstan manoloana ny zava-niainany akaiky sy manokana ary ny tantarany hatramin'ny fahazazany.
Handray ny lalaon'ny nosy 2023 aty amin'ny ranomasimbe Indiana i Madagasikara
Fanintelony hampiantrano ny lalaon’ny Nosy eto amin'ny Ranomasimbe Indianina manomboka amin'ny 25 aogositra hatramin’ny 3 septambra izao i Madagasikara.
Te-hizara vaovaom-piarahamonina ianao saingy misalasala hoe inona ary ahoana? Ity misy soso-kevitra!
Toy ny fitenenana fotsiny hoe 'manaova ny tsara ary resaho izany': Tianay ny mandre sy miresaka momba izany!
Mampiharihary ny olana fisafidianana toerana ao Xiong'an, Shina ny tondra-drano nandravarava tao Hebei
Mpisera Weibo iray nametraka ny politika famoahana rano ao Shina amin'ny fomba fohy: "Tsy miankina amin’ny haavony ny toerana iray tondraky ny rano na tsia fa miankina amin’ny sata politikany."
Nolavin'ny fitsarana ao Hong Kong ny fangatahan'ny governemanta handràra ny hiram-panoherana manohana ny demaokrasia
Mihevitra ny mpitsara fa ny olona tsy manan-tsiny mihitsy no mety hijanona tsy handray anjara amin'ny hetsika ara-dalàna mifandraika amin'ny hira noho ny tahotra ny fandikana ny didy.
Maneho ny heviny amin'ny lalàna vaovao momba ny teny ao Kyrgyzstan ireo diplaomaty Rosiana, mampahatsiahy ny fanjanahantany taloha
Ampahany manan-danja amin'ny maha- mariky ny firenena ny fiteny Kyrgyz. Zava-dehibe amin'ny fahaveloman'ny vahoaka Kyrgyz amin'ny maha-vondrona foko misaraka azy sy Kyrgyzstan amin'ny maha-firenena azy izy.
Mihemotra ny fandraisan'ny vehivavy anjara amin'ny politika ao Nizeria: Antso hihetsika
Nanambara ny tatitra fa notondroin'ny fanadihadiana ny fifandraisana tsara eo amin'ny ambaratonga ambony amin'ny fitovian'ny lahy sy ny vavy, ny fandraisan'ny vehivavy anjara ara-politika, ary ny fitantanana ankapobeny tsara kokoa, ary ambany kokoa ny kolikoly.
Ny fomba fitazonan'ireo mpamorona votoaty amin'ny teny Ho sy Santali ao India hanamafisana ny teny indizeny
Ny fanadihadiana tamin'ny taona 2022 natao tamin'ny teny Ho sy Santali, fiteny indizeny avy any India, no nahitana fa 70,4 isanjaton'ny mpamorona no mampiasa ny findainy mba hamoronana sy hampidirana votoaty, na dia mbola fanamby lehibe aza ny famadihana izany ho vola.