Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Jona, 2022
Manohitra ny famerana azy ny mpanao gazety Timor-Leste ary manamafy ny zony hanontany ny minisitry ny raharaham-bahiny ao Shina
Nampiseho ny fomba nataony ny firenena mahaleo tena zandriny indrindra sy fanaovan-gazety vao haingana indrindra any Azia-Pasifika. Mijoro manoloana ireo mpiandry vavahadin'ny fampahalalam-baovao Shinoa sy ny fitondrana tsy refesi-mandidy manohintohina ny asa fanaovan-gazety any amin'ny faritra ambony indrindra."
‘Mandray anjara amin'ity ady ity koa izahay,’ hoy ny vondrom-piarahamonina LGBTQ+ ao Okraina
Na dia tsy voaràra aza ny fahasamihafan'ny ara-nofo (taovam-pananahana) ao Okraina (ara-dalàna hatramin'ny fahaleovantena tamin'ny taona 1991 izany), efa ela no niatrika fitsarana an-tendrony ny vondrom-piarahamonina LGBTQ+. Manao sorona ny fiainany ho an'ny tanindrazany izy ireo ankehitriny
Voarara ao Hong Kong ny fiareta-torin'ny vono olona tao Tiananmen, fa mbola tsy voakosoka ny fahatsiarovana manerana izao tontolo izao
Nampitandremana ireo HongKongers mba tsy hitsapa ny lalàna sy ny fahavononan'ny manampahefana amin'ny fampiharana ny lalàna.
Manjary kianja iadiana ara-politika ny rindrankira ao Tiorka
Andianà fandraràna fampisehoana miteraka adihevitra ao Tiorkia mampirongatra fanakianana ny antoko eo amin'ny fitondrana Rariny sy Fampandrosoana (AK) noho ny fametrahana fameperana zary tarazo mihatra amin'ny olom-pirenena sy ny zavakanto.
Podcast: Manitsy ny vokatry ny korontana ara-jeopolitika i Asia Afovoany
Azavain'i Zhar Zardykhan, tonian'ny ao Azia Afovoany amintsika ny fiantraikan'ny savorovoro ao Afghanistan sy ao Okraina.