Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Septambra, 2018
Olom-pirenena Nepaley miady amin'ny tsifisaziana amin'ny alalan'ny fanentanana “Hatezerana manoloana ny fanolanana”
"...inona no mitranga amin'ireo tovovavy mijaly am-pahanginana? Hilalao politika tsy mahomby foana ve isika sa hanatsara ny rafi-pitsarana?"
Mizaka “enta-mavesatra roa” ireo mpikatroka am-pielezana nikaragoiana
Sarotra ny fikatrohana ara-politika sy ara-pihetsehampon'ny fikatrohana am-pielezana: "Ny fahazoana vaovao voalohany dia midika koa fahatsapana izany voalohany."
Vehivavy roa sahy nanohitra ny filoha Roandey Paul Kagame
Amin'ny fanitarana ny 23 taona naha-teo azy amin'ny fitondrany, tsy omen'i Kagame ho an'ny Roandey ny fahafahana voalohany miaina tetezamita milamina amin'ny fahefana ao amin'ny fireneny.
Raha niezaka nampianatra ny Alemà momba ny Nazisma ny Breziliana sasany, ny hafa kosa niala tsiny tamim-pahamenarana
Nandritra ny taona vitsy lasa, nanjary malaza tany Brezila ny manamafy fa ankavia i Adolf Hitler sy ny antokony Nazi; Mifototra amin'ny zava-misy tsotra sy mazava ara-bakiteny ny hevitra fa ny dikan'ny anarana fenon'ny antokony dia hoe "Antoko Sosialista Nasionalin'ny Mpiasa. Ary ny "sosialista" dia mitovy amin'ny hoe ankavia, marina ve izany?
Niala tsiny ny filoha Serba noho ny fanononana fahatany ny vaovaon'ny The Onion, seha-baovao mpanesoeso
Niala tsiny ampahibemaso tamin'ny vahoaka tamin'ny zoma 14 septambra 2018 ny filohan'i Serbia Aleksandar Vučić, noho ny filazana fa misy maty isaky ny folo segondra ireo mpanadio varavaran-kely any Etazonia, izay anisan'ny fanamarihany mikasika ny fahafatesan'ireo mpiasa roa tao amin'ny toeram-panorenana Belgrade Waterfront.
Voces Bolivianas: Sehatra Ushahidi hitaterana momba ny fifidianana
Nandritra ny fifidianana ankapobeny Boliviana tamin'ny 6 Desambra 2009, nampiasa ny fitaovana Web 2.0 tahaka ny bilaogy, Flickr, Youtube, Twitter sy Facebook ireo mpiserasera maro Boliviana mba hizara ny vinavinan'izy ireo momba ny fifidianana.
EWAMT: Fanombohan'ny dingana faharoa ao an-tanànan'i Taizz
Tontosa tamim-pahombiazana ny dingana voalohany niarahana tamin'ireo bilaogera mavitrika 24. Notaterin'ny sampam-baovao ao an-toerana Almotamar.net ny vaovao tamin'izany.
Kiobà: Herintaona nibilaogina avy ao anatiny
Nanamarika ny daty tsingerintaona voalohan'ny Bloggers Cuba [es], vondrom-piarahamonin'ny bilaogera natao hanoratana momba ny fireneny "avy ao anatiny" ny 27 Novambra.
Kolombia: Fankalazana ny Jiro sy ny Labozia
Día de las Velitas (Andron'ny labozia), fantatra koa hoe Día de los Alumbrados (Andron'ny fahazavana), dia fankalazana nentim-paharazana ao Kolombia ho fanomezam-boninahitra an'i Maria Virijiny sy ny Immaculée Conception.
Azerbaijan: Bilaogy ara-tsakafo
Manadihady an'i Farida Sadikhova Buyuran, bilaogera ao ambadiky ny AZ Cookbook i Leyla's Room. Manoratra momba ny nahandro, ny tontolo sy sarin'ny sakafo nentim-paharazana Azeri ary nahandro hafa koa izy, mampiseho ny antsipirihan'ny fitiavan'i Farida ny sakafo sy ny fikarakarana sakafo ary koa ny famoaham-boky atsy ho atsy ny fanadihadiana.