Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Febroary, 2013
Mikasa Mbola Hanohy Fe-potoam-piasana Fanindroany (Sa Fanintelony?) Ny Filohan'i Bolivia
Nanambara ny antokon'ny fitondrana MAS fa mikasa hofidiana fanindroany amin'ny fifaninana fifidianana filoha-pirenena hoavy atao amin'ny volana Desambra 2014 ny filoha Evo Morales. Manana tombontsoa noho ny fanohanana lehibe ao Bolivia, indrindra...
Niteraka Resabe Ny Fitetezam-pirenena Nataon'ilay Bilaogera Kiobàna Yoani Sánchez
Hatramin'ny taona 2004, sambany nandao an'i Kiobà ilay Bilaogera Kiobàna efa nahazo fankasitrahana Yani Sánchez tamin'ny Alahady lasa teo. Handeha hitsidika sy handray anjara amin'ny dinidinika (forum) any amin'ny oniversite,...
Nivadika Nanoratra Bilaogy Ireo Mpanao Gazety Iharan'ny Teritery Ao Gambia
Nanangana sy nanoratra bilaogy ireo mpanao gazety sasany ao Gambia mba hitati-baovao noho ny fifandrafiana eo amin'ny tontolon'ny fampahalalam-baovao, izay voaloton'ireo lalàna sy fitsipi-pipehezana mahery vaika saiky mampihitsoka ny fampahalam-baovao mahazatra....
Arabia Saodita: Mpikatroka Miampanga Ilay Mpitsara Amin'ny Ady Tombotsoa
Vao maraimbe tamin'ny 20 Febroary, no notontosaina tao amin'ny Fitsarana Misahana ny Heloka Bevava, ao Buraidah, renivohitr'i Al-Qassim, Afovoany avaratr'i Arabia Saodita ny fotoam-pitsarana ilay mpiara-manorina ny Fikambanana miaro ny...
Korea Atsimo: Lehiben'ny Polisy Teo Aloha Nogadraina Fa Nanala-Baraka Ny Filoha Efa Nodimandry
Nahazo sazy an-tranomaizina 10 volana ilay lehiben'ny polisy Koreana Tatsimo teo aloha noho ny fiampangana lainga nataony tamin'ilay filoha teo aloha efa any amin'ny varo-tsy-mifody izay nolazainy fa manana kaonty miafina...
Nahazo Sazy An-tranomaizina 18 Volana Ilay Saodiana Mpanao Fihetsiketsehana
Raha niverina tao Arabia Saodita ny Andron'ny Fahavinirana tamin'ny 11 Martsa 2011, mpanao fihetsiketsehana vitsy dia vitsy ihany no tonga nanao fihetsiketsehana sy nihantsy ny fisian'ireo polisy marobe. Anisan'iray tonga tamin'izany i...
Senatera Aostraliana Voaraoka Fa ‘Nitsabaka’ Tamin'ny Raharaha Politika Ao Malezia
Notànana nandritra ny 15 ora tao amin'ny seranam-piaramanidina ao Kuala Lumpur, ao Malezia ilay Senatera Aostraliana Nick Xenophon alohan'ny nandroahana azy rehefa voampanga ho ‘fahavalom-pirenena izy.’ Nilaza ireo manampahefana Maleziana fa “mety...
Koety: Bilaogera-Mpaka Sary Norahonana sy Nodarohan'ny Polisy
Nitsahatra amin'ny fikatrohany ilay bilaogera-mpaka sary malaza amin'ny fitantarana ny herisetra mihatra amin'ireo mpanao fihetsiketsehana tsy manan-tanindrazana ao Koety, nanoratra tao amin'ny Twitter izy fa novonoina sy noteren'ireo manampahefana hanao...
Maleziana, Psy: “Aza Miakan-tsehatra Hihira Ho An'ny Antokon'ny Fitondrana Mpanao Kolikoly”
Nahazo fanasana avy amin'ny Praiministra Najib Razak sy ny antokon'ny fitondrana Barisan Nasional (BN) ilay mpanakanto malaza Psy mba handray anjara aminà lanonana karakarain'izy ireo ao Malezia, kanefa raha tokony hiarahaba azy ho...
Fifidianana Tao Ekoatera: Voafidy Ho Filoha Indray i Rafael Correa
Tamin'ny Alahady 17 Febroary 2013, olom-pirenena Ekoateriana 11.6 tapitrisa no nandeha nandatsa-bato, nanatontosa ny zony hifidy. Nofidiana tamin'izany andro izany, ny filoham-pirenena sy ny filoha lefitra, solontena 137 avy ao...