Raveloaritiana Mamisoa · Septambra, 2023

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Septambra, 2023

Mampirehitra adihevitra fitrandrahana sy ny fitomboana harin-karena ao Amerika Latina indray ny fitsapan-kevi-bahoaka manan-tantaran'i Ekoadaoro

  25 Septambra 2023

Almost all Latin American countries are still tempted to use extractivism as a development model. Is it possible to strike a balance between environmental conservation and economic growth? Saika ny firenena Amerika Latina rehetra no mbola alaim-panahy hampiasa ny fitrandrahana ho modely amin'ny fampandrosoana. Azo atao ve ny mampifandanja ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fitomboana ara-toekarena?

Fiainana tsy mateza ao an-tampon-tanànan'i Kingston, Jamaika

Ny Tetezana - The Bridge  02 Septambra 2023

Mieritreritra ny honina amin'ny trano kely kokoa i Emma Lewis, mpandray anjara ato amin'ny Global Voices, saingy ny triatra ao amin'ireo trano notsidihany dia mety manondro olana lalina kokoa manodidina ny “fivoarana-fampandrosoana vaovao” ao Kingston.