Raveloaritiana Mamisoa · Desambra, 2012
- Febroary 2021 2 Lahatsoratra
- Janoary 2021 2 Lahatsoratra
- Novambra 2020 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 3 Lahatsoratra
- Septambra 2020 1 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 1 Lahatsoratra
- Jona 2020 1 Lahatsoratra
- Mey 2020 1 Lahatsoratra
- Marsa 2020 2 Lahatsoratra
- Febroary 2020 1 Lahatsoratra
- Janoary 2020 1 Lahatsoratra
- Desambra 2019 9 Lahatsoratra
- Novambra 2019 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 10 Lahatsoratra
- Septambra 2019 10 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 7 Lahatsoratra
- Jolay 2019 30 Lahatsoratra
- Jona 2019 35 Lahatsoratra
- Mey 2019 44 Lahatsoratra
- Avrily 2019 35 Lahatsoratra
- Marsa 2019 28 Lahatsoratra
- Febroary 2019 23 Lahatsoratra
- Janoary 2019 41 Lahatsoratra
- Desambra 2018 12 Lahatsoratra
- Novambra 2018 38 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 36 Lahatsoratra
- Septambra 2018 20 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 20 Lahatsoratra
- Jolay 2018 33 Lahatsoratra
- Jona 2018 27 Lahatsoratra
- Mey 2018 19 Lahatsoratra
- Avrily 2018 28 Lahatsoratra
- Marsa 2018 31 Lahatsoratra
- Febroary 2018 21 Lahatsoratra
- Janoary 2018 22 Lahatsoratra
- Desambra 2017 20 Lahatsoratra
- Novambra 2017 21 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 22 Lahatsoratra
- Septambra 2017 17 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 34 Lahatsoratra
- Jolay 2017 38 Lahatsoratra
- Jona 2017 38 Lahatsoratra
- Mey 2017 44 Lahatsoratra
- Avrily 2017 38 Lahatsoratra
- Marsa 2017 36 Lahatsoratra
- Febroary 2017 33 Lahatsoratra
- Janoary 2017 20 Lahatsoratra
- Desambra 2016 22 Lahatsoratra
- Novambra 2016 30 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 38 Lahatsoratra
- Septambra 2016 37 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 24 Lahatsoratra
- Jolay 2016 33 Lahatsoratra
- Jona 2016 32 Lahatsoratra
- Mey 2016 24 Lahatsoratra
- Avrily 2016 27 Lahatsoratra
- Marsa 2016 27 Lahatsoratra
- Febroary 2016 14 Lahatsoratra
- Janoary 2016 24 Lahatsoratra
- Desambra 2015 20 Lahatsoratra
- Novambra 2015 30 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 37 Lahatsoratra
- Septambra 2015 23 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 24 Lahatsoratra
- Jolay 2015 21 Lahatsoratra
- Jona 2015 13 Lahatsoratra
- Mey 2015 26 Lahatsoratra
- Avrily 2015 31 Lahatsoratra
- Marsa 2015 30 Lahatsoratra
- Febroary 2015 20 Lahatsoratra
- Janoary 2015 9 Lahatsoratra
- Desambra 2014 13 Lahatsoratra
- Novambra 2014 25 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 28 Lahatsoratra
- Septambra 2014 26 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 22 Lahatsoratra
- Jolay 2014 37 Lahatsoratra
- Jona 2014 31 Lahatsoratra
- Mey 2014 29 Lahatsoratra
- Avrily 2014 29 Lahatsoratra
- Marsa 2014 22 Lahatsoratra
- Febroary 2014 36 Lahatsoratra
- Janoary 2014 19 Lahatsoratra
- Desambra 2013 19 Lahatsoratra
- Novambra 2013 32 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 30 Lahatsoratra
- Septambra 2013 25 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 9 Lahatsoratra
- Jolay 2013 19 Lahatsoratra
- Jona 2013 1 Lahatsoratra
- Mey 2013 8 Lahatsoratra
- Avrily 2013 32 Lahatsoratra
- Marsa 2013 27 Lahatsoratra
- Febroary 2013 28 Lahatsoratra
- Janoary 2013 38 Lahatsoratra
- Desambra 2012 37 Lahatsoratra
- Novambra 2012 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 57 Lahatsoratra
- Septambra 2012 30 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 26 Lahatsoratra
- Jolay 2012 30 Lahatsoratra
- Jona 2012 14 Lahatsoratra
- Mey 2012 19 Lahatsoratra
- Avrily 2012 40 Lahatsoratra
- Marsa 2012 45 Lahatsoratra
- Febroary 2012 30 Lahatsoratra
- Janoary 2012 21 Lahatsoratra
- Desambra 2011 17 Lahatsoratra
- Novambra 2011 16 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 22 Lahatsoratra
- Septambra 2011 25 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 19 Lahatsoratra
- Jolay 2011 21 Lahatsoratra
- Jona 2011 25 Lahatsoratra
- Mey 2011 24 Lahatsoratra
- Avrily 2011 26 Lahatsoratra
- Marsa 2011 54 Lahatsoratra
- Febroary 2011 9 Lahatsoratra
Malagasy citizen, Bachelor of Communication and still student at a Private University. I enjoy sharing information for malagasy people around the world. Interested in education, journalism, social media, human right, international relation. I would like to promote education in my native nation. My twitter is @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Desambra, 2012
Aza Manasaritaka Ny Vehivavy Ejipsiana!
Maryanne Gabbani, Kanadiana nivoaka an-tanindrazana sady bilaogera, namoaka lahatsoratra bilaogy vaovao nitondra ny lohateny hoe “Aza Manasaritaka ny Vehivavy Ejipsiana” hanaovany fanamarihana tantara roa henony vao haingana, izay nitranga tao amin'ny tanàna kely onenany. Nanomboka ny tantarany tamin'ny fijeriny ny vehivavy tao an-tanàna izy: Feno fanajàna ny vehivavy eto amin'ny...
Tongava Ao Shina Mandritra ny Krismasy Mba Hankafy Ny Fahalalaham-pivavahana!
Sampana iray ao amin'ny Antoko Komonista Shinoa, ny Global Times, izay namoaka lahatsoratra momba ny Krismasy ka manasa ireo Shinoa mpanara-baovao mpila-ravinahitra mba hoavy hankalaza ny fety ao Shina [zh] mba hahita maso ny fomba fankalazan'ny mponina Shinoa ny Krismasy manerana ny firenena. Ho setrin'ireo tsikera maro sosona momba ny filazana fa...
Voatafika ny Diaben'ny Fiainana Faharoa Tao Yemen
Na dia nahahongana ny filoha tsy refesi-mandidy Ali Abdullah Saleh teo amin'ny fitondrana aza ny revolisiona Yemenita ary nanantena fa ho afaka amin'ny herisetrany ireo mpanao fihetsiketsehana milamina, mbola naparitaky ny polisin'ny filoha Abd Rabbuh misahana ny rotaka tamin-kery indray ny Diaben'ny Fiainana Faharoa tamin'ny fampiasana baomba mandatsa-dranomaso sy kibay ka vokatr'izany naratra...
Syria: Mifampiraharaha Fandosirana Hita Tao Amin'ny Twitter
Taorian'ny tati-baovao nilaza fa nandositra tany Etazonia tamin'ny 25 Desambra ilay syriana mpitondra tenin'i Jihad Makdissi teo aloha, mpikatroka Rami Jarrah, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Alexander Page, izay namoaka sioka manokana mampiseho an'i Makdissi nifandray taminy nandritra ny volana maromaro. Izany angamba, araka ny anarana nomen'ireo mpisera Twitter no atao hoe,...
Diaben'ny Fiainana 270 km Faharoa Ao Yemen
Tamin'ny taon-dasa, nanao diabe niainga tao Taiz nankany Sanaa ny tanora revolisionera nandritra ny dimy andro, ka nahavita dia an-tongotra 270km izay antsoin'izy ireo hoe Diaben'ny Fiainana. Ny tanjon'ny diabe dia ny hampavitrika ny fiainana amin'ny revolisiona manaraka ao Yemen. Tamin'ity taona ity, nankalaza ny fahatsiarovana ireo maritioran'ny Diaben'ny Fiainana tamin'ny...
Iraniana-Amerikana Mitady Olona Be Herim-po Hanavotra Aina
Mitady olona be herim-po ny mpiserasera Iraniana. Tsy ho amin'ny revolisiona na ady, fa mba hanavotr'aina. Nasim, tanora vehivavy Iraniana avy ao Avaratr'i Kalifornia no mila taova tsokan-taolana (moelle osseuse) atao grefy. Nanafaingana ny hetsika ireo Iraniana malaza marobe mba hanampy amin'ny fanaparitahana ny hafatra ho fanavotana azy. Nampiasa ny tambajotra...
Mpanoratra Saodiana Nosamborina Noho Ny Sioka Nampisy Olana
Fantatra fa nosamborin'ny manampahefana tao Arabia Saodita ilay mpanoratra tantara sy mpanadihady ara-politika malaza Saodiana Turki al-Hamad noho ireo andiana sioka nampiadi-hevitra
Fanafihan'ireo Vondrona Mpikomy Tao Ndélé sy Bria Ao Amin'ny Repoblikan'i AFrika Afovoany
Tao anatin'izay herinandro lasa izay, notafihan'ireo mpikomy ny tanànan'i Ndélé sy i Bria ary nandrahona ny fitondran'ny filohan'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany François Bozizé izy ireo. Tsy manankery intsony ankehitriny ireo fifanekena momba ny filaminana nosoniavina tamin'ny taona 2007 noho ireo fanafihana vaovao izay niteraka hetsi-bahoaka goavana. Notafihan'ireo mpikomy i Ndélé Tamin'ny 10...
Raràn'i Kambodja Ny “Cybercafé” Manakaiky Sekoly
Namoaka naoty ny Minisitry ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra Kambodjiana fa voaràra ny manorina cybercafé 500 metatra manodidina ny sekoly na trano fampianarana. Mandràra ireo cybercafé tsy handray ireo tanora latsaky ny 18 taona ihany koa ny filazana, izay nanipika fa marobe ireo loza ateraky ny aterineto tahaka ny fampihorohoroana, heloka ara-toekarena...
Niantso Ho Amin'ny Fitokonana Faobe Ny Mpianatra Hongroà
Tamin'ny herinandro lasa, nanao fihetsiketsehana ny mpianatry ny lisea sy ny kolejy nanomboka ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma. Tamin'ity herinandro ity, mbola mitaky hatrany ny tanora fa tokony hametraka fetr'isan'ireo mpianatra horaisina eny amin'ny oniversite amin'ny fomba mazava sy ara-drariny ny governemanta ary hanampy ireo tanora avy amin'ny tokantrano sahirana, sy manana...
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...