Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Oktobra, 2011
Global Voices Rosiana Miara-miasa Amin'ny Neweurasia.net
Faly izahay mampilaza ny fiaraha-miasa ny Global Voices Rosiana miaraka amin'ny Neweurasia.net, iray amin'ireo sehatry ny valantserasera lehibe indrindra ao Azia Afovoany, izay manana mpihaino Anglisy sy Rosiana marobe. Miompana manokana...
Frantsa: Famerana Fanomezana Visa Ny Mpianatra Anjerimanontolo Vahiny
Raha mba nitovy amin'ny lalàna momba ny fifindra-monina ao Etazonia ny any Frantsa araka izay fanapahan-kevitra noraisina farany, dia orinasa Sinoa no mety tompon'ny Yahoo (naorin'i Jerry Yang avy any Taiwan),...
Kenya: Domberina An-tSerasera Noho ny Fanafihana Grenady Avy Amin'ny Al Shabaab
Nanafika ny vondrona mitam-piadiana Somali Al Shabaab ny tafika keniana vao tsy ela izay ka ny anaran'ny fanafihana dia midika hoe “Operation Linda Nchi” amin'ny teny Swahili na Operation Fiarovana ny...
Pakistana: Sanganehana Tamin'ny Fandraràna ny Google Adsense Ny Bilaogera
Nahasanganehana ireo bilaogera Pakistaney ny fandraràna tao amin'ny kaonty google adsense. Trano mpamokatra boky am-polony no lasibatry ny hetsika mikendry famaizana an'ireo tranokala sy bilaogy hosoka. Niteraka fahatezerana teo amin'ireo bilaogera...
Ejypta: Manaraka Akaiky ny Fifidianana ao Tonizia
Ny revolisiona Toniziana no nialoha ny revolisiona Ejypsiana, ary nanomboka tamin'izany, nanintona ny Ejypsiana ny tolona mankany amin'ny demokrasia nataon'i Tonizia. Ary ankehitriny ny Toniziana – na ao an-toerana na...
Tonizia: Fihetseham-po sy Filaharana Lava dia Lava Tamin'ny Fifidianana
Voasokitra ao amin'ny tsiaron'ny mpifidy Toniziana, izay nameno ny birao fandatsaham-bato hatry ny vao maraimbe, ny andro androany [alahady]. Nifidy ny antenimieram-panorenana handrafitra ny Lalampanorenan'ny Firenena ny Toniziana. Tsy nahakivy filaharambe rehefa vonona ny hanana izay tiana holazaina amin'ny fomba itondrana ny firenena.
Tontolo Arabo: Mifampiarahaba Amin'ny Fifidianana Ao Tonizia
Nahazo fihobiana tsara avy amin'ny mpiserasera manerana ny tontolo Arabo ny Toniziana, amin'izao fotoana handehanany hifidy ireo mpikambana 218 ao amin'ny antenimieran-dalàm-panorenana izay hisahana ny famolavolana ny lalàm-panorenana ao amin'ny firenena,...
Tonizia: Fihaonana Amin'ny Tantara
Handeha hifidy ny Antenimieran-dalàmpanorenana ny Toniziana androany, solontena misahana ny famolavolana ny lalàmpanorenana vaovao sy ny fanendrena ny governemanta vaovaon'ny tetezamita. Tamim-kafaliana no nandatsahan'ireo Toniziana rehetra maneran-tany vato tao anaty vata tamin'ity andrana demokratika...
Kolombià: Namoy ny Ainy Ilay Mpandraharaha Julio Mario Santo Domingo
Namoy ny ainy tao New York teo amin'ny faha- 87 taonany, ilay mpandraharaha Kolombiana Julio Mario Santo Domingo Pumarejo, tamin'ny 7 Oktobra lasa teo, lehilahy mpanankarena indrindra maneran-tany araka ny tatitra navoakan'ny Forbes...
Fahatsiarovana ny Rain'ny Fahaleovantena Mozambika, Samora Machel
Hankalaza ny faha 25 taona nahafatesan’ ilay rainy mpanangana dia ny Filoha Samora Machel i Mozambika ny 19 Oktobra 2011, namoy ny ainy tamin'ny fianjeran'ny fiaramanidina tao Mbuzini, ao Afrika Atsimo...