Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Septambra, 2021
Olan'ny lasantsy ao India: Enta-mavesatra roa amin'ny fiakaram-bidiny sy ny fitomboan'ny Tinady
Satria miakatra ny vidin'ny lasantsy sy ny gazoala, dia mitombo koa ny tinady, saika mitarika amin'ny fiakaram-bidim-piainana tokoa, fanampin'izany ny vesatra ara-bolan'ny vahoaka noho ny tsy fananana asa sy ny valan'aretina.
Mamelona indray ny teny Cree sy Ojibwe an'i Manitoba miaraka amin'ny TikTok
Mamorona horonan-tsary mahafinaritra amin'ny fitenin'izy ireo i Sharissa Neault sy Noa Malazdrewicz mba hanampiana ireo tanora vazimba teratany mieritreritra fa very ny kolontsainy sy ny fiteniny mba hifandray amin'izy ireo.
Inona no mandrahona ny ala honko ao Tobago?
Miangona ao anaty toerana voafetra, lò, mamoaka etona mampidi-doza ary manimba ny tontolo iainana ny fakon-tsargasioma be dia be.
Hofoanana ny firaisankina pro-demaokrasia ao Hong Kong lehibe indrindra, manahy fandrahonana amin'ny filaminana
Tondroin'ny seha-baovao Pro-Beijing ho mpitsikilon'ny vahiny ny Konfederasionan'ny Sendikà, izay mety ho fanitsakitsahana Lalànan'ny Filaminam-Pirenena.
Ny hafainganan'ny siokan'i Nicki Minaj mandiso momba ny vaksiny COVID
Somary mampihomehy fa baolina natokana ho an'ny fiantrana ARY baolina hanaovana akanjo mirendrarendra ny Met Gala, saingy ny baolina (vihy) notazomin'ny zanak'olo-mpiray tam-po amin'i Nikki Minaj no tena tian'ny Twitter.
Vonona i Hong Kong handrava alohan'ny Fetim-pirenen'i Shina ny vavolombelona Tiananmen
Eo an-dalam-paharavana ny Hong Kong Alliance, vondrona mpanohitra mpikatroka, taorian'ny fisamborana ireo atidohan'ny mpikambana ao aminy, izay mbola mikiky ihany koa ny sisa tavela amin'ny demaokrasian'i Hong Kong.
Mitombo amin'ny alalan'ny kolontsaina sy fiteny ny herim-panintonana Shinoa ao Kyrgyzstan
Mbola mikasa hamoaka ny fiteniny sy ny kolontsainy any Azia Afovoany, mampiasa ny fitaovan'ny Ivotoerana Confucius i Shina mba hanamafisany ny herim-panintonany any Kyrgystan.
Mitaky ny fialàn'ny praiminisitra Thailandey Gen Prayut ny mpanao fihetsiketsehana
Nanomboka tamin'ny herintaona, nitaky ny fialàn'ny praiminisitra Gen Prayut izay tonga teo amin'ny fitondrana tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2014 ny mpanao fihetsiketsehana.
Niteraka mahery fon'ny COVID-19 tsy nahy tao Aostralia ny fahadisoan-tsoratra Ken Behrens-Canberrans
"Ho setrin'ny teny tsara nataon'ny Lehiben'ny minisitra Andrew Barr, dia tiako ny milaza hoe "Tonga soa"; p. Aza milaza aminy azafady fa tsy ato an-trano mihitsy aho izao!"
Ny manjò ireo vehivavy Afghàna eo ambany fitarihan'ny Talibana indray
Noho ny fifehezan'ny Taliban an'i Kabul, miatrika hoavy manjavozavo amin'ny fiverenan'ny fiarahamonina mandà ny zon'izy ireo ny vehivavy ao Afghanistan.