Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Aogositra, 2019
Palestina: Niteraka fanehoan-kevitra teo amin'ireo bilaogera ny daroka an'habakabaka Israeliana (2008)
Taorian'ny fiafaràn'ny fampitsaharana ady teo amin'i Israely sy ny Hamas, dia nitombo ny herisetra sy ny fifandonana teo amin'i Israely sy i Gaza. Namely an'i Gaza i Isiraely tamin'ny daroka an'habakabaka nahafatesana 210 ary mihamitombo izany isan'ny maty ao Gaza izany.
Mifantoka amin'ny olan'ny fahasembanana ao Japana ny fifidianana
Voafidy tao amin'ny antenimieran'ny parlemantan'i Japana i Kimura Eiko sy Funago Yasuhiko, izay samy sembana mitondra seza misy kodiarana sy miankina amin'ny mpikarakara amin'ny fanatanterahana ny asa andavanandro
Navotsotry UAE ilay mpikatroka Osama al-Najjar rehefa nogadraina nandritra ny 5 taona raha tokony navotsotra 2 taona talohan'izao
Noafahan'ny manampahefana ao amin'ny Emirà Arabo Mitambatra (UAE) ilay mpikatroka sady gadra politika Osama al-Najjar taorian'ny nanagadrana azy nandritra ny dimy taona mahery.
Israely: Tia sy mankahala an'i Yonit Levi
Yonit Levi no vehivavy mpanolotra vaovao be mpitia ao amin'ny Channel 2 any Israely. Tato anatin'ny andro vitsivitsy anefa dia lasa voahilika tao amin'ny tontolon'ny bilaogy izy noho ny fanehoan-keviny momba ny krizy misy ankehitriny ao Gaza, izay heverina fa mangoraka an'ireo Palestiniana.
Mampifandray ireo mpampianatra 5.000 amin'ireo mpianatra ao anatin'ny sehatra antserasera vaovao ireo mpikaroka momba ny teknolojia ao Tanzania
Manova ny tontolon'ny fianarana any Tanzania ny Smartclass, sehatra antserasera vaovao mampifandray ireo mpampianatra amin'ny mpianatra amin'ny sokajin-taona rehetra.
Ejypta: Bilaogera miresaka momba ireo “Zanakalahin'ny Ziona”
Mety hoe nijanona tsy nianjera ny baomba tao Gaza, saingy mbola mitohy ny ady an-tserasera goavana, amin'ireo bilaogera amin'ny andaniny sy ankilany manetsiketsika ny vondrony mba 'hanongotra' ny fisian'ny hafa - farafaharatsiny ao amin'ny aterineto. Bilaogera Ejiptiana roapolo mahery no manambana ady amin'ny tafika bilaogera Israeliana.
Netizen Report: Mampidi-doza ireo mpikatroka antserasera ao Nizeria sy Rosia ny lalàna miady amin'ny “fanevatevana antserasera”
Miatrika fiampangana ireo mpikatroka ao Nizeria sy Rosia noho ny "fanevatevana antserasera", mikendry ireo mpanao gazety "anti-Pakistan" ny fanentanana amin'ny Twitter ary miverina ankehitriny ny aterineto ao Maoritania.