Raveloaritiana Mamisoa · Jolay, 2019

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Jolay, 2019

Fantaro i Kpénahi Traoré, nitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 24-30 Jolay

Rising Voices

Hifandimby ireo Afrikana mpikatroky ny teny sy mpanandrateny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang hizara ny zava-niainany tamin'ny famelomana aina indray sy fampahafantarana ireo fiteny Afrikana. Ny lahatsoratra etoana dia momba an'i Kpénahi Traoré (@kpenahiss) sy izay kasainy horesahana mandritra ny herinandro itantanany ny kaonty.

31 Jolay 2019

Momba ny RuNet Echo

Ny RuNet Echo dia tetikasan'ny Global Voices. Ny tena tanjon'ny tetikasa dia ny hanitatra sy hampivelatra ny fahatakarana ny aterineto Rosiana (RuNet) sy ireo vondrom-piarahamonina mifandray amin'ny aterineto.

25 Jolay 2019

Mamisoa Isabelle Raveloaritiana: Nivady izahay noho ny Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV

"Niova ny ampahany tamin’ny fiainako hatramin’ny nidirako tato amin’ny vondrom-piarahamonina. Noho ny Global Voices no nahitako ny maha-zava-dehibe ny fahalalahana maneho hevitra, ny fizarana hevitra, izay nanosika sy nandrisika ahy hamorona ny bilaogiko amin’ny teny Frantsay sy Anglisy ary amin’ny teny Malagasy ; nahitako ny sila-panahiko." hoy Mamisoa Isabelle Raveloaritiana nanoratra.

24 Jolay 2019

Voampanga ho nikomy ny filoha lefitr'i Filipina sy ireo hafa mpitsikera an'i Duterte

Nametraka fitoriana fikomiana sy fiampangana hafa hamelezana ny filoha lefitra Leni Robredo sy olona 35 hafa ny polisin'i Filipina, fiampangana izay misy ifandraisany amin'ny famoahana horonan-tsary antserasera manendrikendrika ny fianakavian'ny filoham-pirenena Rodrigo Duterte ho manana fifandraisana amin'ny hetsika fanondranana rongony tsy ara-dalàna.

23 Jolay 2019

Torolalana momba ny famoahana lahatsoratra indray

Avoaka araka ny fahazoan-dalana Creative Commons Attribution-Only license ny votoaty rehetra avy amin'ny Global Voices. Afaka mizara, mamoaka indray, mandika amin'ny fiteny hafa na manakambana ny tantaranay ianareo rehefa manondro sy mampifandray mazava tsara ny Global Voices sy ny mpanoratra ho toy ny loharanom-baovao.

20 Jolay 2019

Fihaonambe 2008 miresaka SIDA

Tontosaina any Mexico City manomboka ny 3 hatramin'ny 8 aogositra 2008 ny Fihaonambe Iraisam-pirenena faha-17. Fanao isaky ny roa taona any amin'ny tanàna samihafa ny hetsika, izay fivoriana iraisam-pirenena lehibe indrindra momba ny olana ara-pahasalamana manerantany. Sambany tontosaina ao Amerika Latina izany.

18 Jolay 2019