Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Mey, 2021
Resadresaka nomerika: Ny fitehirizana ny teny Kadazan antserasera sy ireo fiteny vazimba teratany hafa any Borneo
"Tsy mila mijanona ao anaty kabinetra feno vovoka ny fiteny indizeny. Afaka mampiasa ny teknolojia isika mba hahitana ny fitenintsika sy ny kolontsaintsika anaty aterineto "
Manambara ny fitokonany tsy hihinan-kanina ilay mpikatroka feminisita Rosiana Yulia Tsvetkova
Nangataka fitsarana haingana, nanoratra i Tsvetkova hoe: "Andao hatsahatra ny fiandrasana ireo olona enjehina ho mahery fo. Tsy mila mahery fo isika, Mila misoroka ny fanenjehana ny tsy manan-tsiny isika."