Raveloaritiana Mamisoa · Novambra, 2012
- Febroary 2021 2 Lahatsoratra
- Janoary 2021 2 Lahatsoratra
- Novambra 2020 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 3 Lahatsoratra
- Septambra 2020 1 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 1 Lahatsoratra
- Jona 2020 1 Lahatsoratra
- Mey 2020 1 Lahatsoratra
- Marsa 2020 2 Lahatsoratra
- Febroary 2020 1 Lahatsoratra
- Janoary 2020 1 Lahatsoratra
- Desambra 2019 9 Lahatsoratra
- Novambra 2019 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 10 Lahatsoratra
- Septambra 2019 10 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 7 Lahatsoratra
- Jolay 2019 30 Lahatsoratra
- Jona 2019 35 Lahatsoratra
- Mey 2019 44 Lahatsoratra
- Avrily 2019 35 Lahatsoratra
- Marsa 2019 28 Lahatsoratra
- Febroary 2019 23 Lahatsoratra
- Janoary 2019 41 Lahatsoratra
- Desambra 2018 12 Lahatsoratra
- Novambra 2018 38 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 36 Lahatsoratra
- Septambra 2018 20 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 20 Lahatsoratra
- Jolay 2018 33 Lahatsoratra
- Jona 2018 27 Lahatsoratra
- Mey 2018 19 Lahatsoratra
- Avrily 2018 28 Lahatsoratra
- Marsa 2018 31 Lahatsoratra
- Febroary 2018 21 Lahatsoratra
- Janoary 2018 22 Lahatsoratra
- Desambra 2017 20 Lahatsoratra
- Novambra 2017 21 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 22 Lahatsoratra
- Septambra 2017 17 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 34 Lahatsoratra
- Jolay 2017 38 Lahatsoratra
- Jona 2017 38 Lahatsoratra
- Mey 2017 44 Lahatsoratra
- Avrily 2017 38 Lahatsoratra
- Marsa 2017 36 Lahatsoratra
- Febroary 2017 33 Lahatsoratra
- Janoary 2017 20 Lahatsoratra
- Desambra 2016 22 Lahatsoratra
- Novambra 2016 30 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 38 Lahatsoratra
- Septambra 2016 37 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 24 Lahatsoratra
- Jolay 2016 33 Lahatsoratra
- Jona 2016 32 Lahatsoratra
- Mey 2016 24 Lahatsoratra
- Avrily 2016 27 Lahatsoratra
- Marsa 2016 27 Lahatsoratra
- Febroary 2016 14 Lahatsoratra
- Janoary 2016 24 Lahatsoratra
- Desambra 2015 20 Lahatsoratra
- Novambra 2015 30 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 37 Lahatsoratra
- Septambra 2015 23 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 24 Lahatsoratra
- Jolay 2015 21 Lahatsoratra
- Jona 2015 13 Lahatsoratra
- Mey 2015 26 Lahatsoratra
- Avrily 2015 31 Lahatsoratra
- Marsa 2015 30 Lahatsoratra
- Febroary 2015 20 Lahatsoratra
- Janoary 2015 9 Lahatsoratra
- Desambra 2014 13 Lahatsoratra
- Novambra 2014 25 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 28 Lahatsoratra
- Septambra 2014 26 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 22 Lahatsoratra
- Jolay 2014 37 Lahatsoratra
- Jona 2014 31 Lahatsoratra
- Mey 2014 29 Lahatsoratra
- Avrily 2014 29 Lahatsoratra
- Marsa 2014 22 Lahatsoratra
- Febroary 2014 36 Lahatsoratra
- Janoary 2014 19 Lahatsoratra
- Desambra 2013 19 Lahatsoratra
- Novambra 2013 32 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 30 Lahatsoratra
- Septambra 2013 25 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 9 Lahatsoratra
- Jolay 2013 19 Lahatsoratra
- Jona 2013 1 Lahatsoratra
- Mey 2013 8 Lahatsoratra
- Avrily 2013 32 Lahatsoratra
- Marsa 2013 27 Lahatsoratra
- Febroary 2013 28 Lahatsoratra
- Janoary 2013 38 Lahatsoratra
- Desambra 2012 37 Lahatsoratra
- Novambra 2012 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 57 Lahatsoratra
- Septambra 2012 30 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 26 Lahatsoratra
- Jolay 2012 30 Lahatsoratra
- Jona 2012 14 Lahatsoratra
- Mey 2012 19 Lahatsoratra
- Avrily 2012 40 Lahatsoratra
- Marsa 2012 45 Lahatsoratra
- Febroary 2012 30 Lahatsoratra
- Janoary 2012 21 Lahatsoratra
- Desambra 2011 17 Lahatsoratra
- Novambra 2011 16 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 22 Lahatsoratra
- Septambra 2011 25 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 19 Lahatsoratra
- Jolay 2011 21 Lahatsoratra
- Jona 2011 25 Lahatsoratra
- Mey 2011 24 Lahatsoratra
- Avrily 2011 26 Lahatsoratra
- Marsa 2011 54 Lahatsoratra
- Febroary 2011 9 Lahatsoratra
Malagasy citizen, Bachelor of Communication and still student at a Private University. I enjoy sharing information for malagasy people around the world. Interested in education, journalism, social media, human right, international relation. I would like to promote education in my native nation. My twitter is @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Novambra, 2012
Ejypta: Miala ny Mpangeja -Fizarana Fahatelo!!
Amin'izay faritana ho andiany fahatelo amin'ny revolisiona Ejypsiana, nidina an-dalambe indray ny Ejypsiana manerana ny firenena fa tsy i Kairo ihany mba hampita hafatra goavana fa vonona izy ireo hanongana izay ho mpanao didy jadona hafa. Nanomboka ny antso taorian'ny nanaovan'ny filoha Muhammed Mursi fanambarana vaovao – mampiadi-hevitra- mikasika ny volavolan-dalàm-panorenana izay manasokajy...
Iran: Eritreritra Momba An'i Gaza sy Isiraely
Nalefan'i Peyman Majidzadeh voalohany tao amin'ny Arseh Sevom ny lahatsoratra Ady inona izany? Ny fanohanana ny Palestiniana no politika ivelany laharam-pahamehana ho an'i Iran araka ny filazan'ny mpitondratenin'ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Iraniana, Ramin Mehmanparast. Nilaza izy fa andraikitry ny firenena Islamika no manohana ireo Palestiniana ao Gaza ary manolotra fanampiana maha-olona. Lehiben'ny Hezbollah, Hassan Nasrollah...
Espaina: Mihantona Ny Fandroahana Hiala Amin'ny Trano Noho Ny Fanerena Ara-tsosialy
Anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Krizy ao Eoropa ity lahatsoratra ity. Fikambanana sy sehatra miady amin'ny fandroahana olona hiala amin'ny trano fonenany no nahomby tamin'ny fahazoan'ny Asociación Española de Banca (Fikambanan'ny Banky Espaniola) hampiato ny fandroahana taorian'ny roa taona nitolomana. Nambara fa mandritra ny roa taona izany didim-pitsarana fampiatoana izany, ary...
Mikomy Ireo Gadra Rosiana, Manofahofa Faneva Hoe “Ampio Izahay Azafady,”
Nandritra ny herinandro tao amin'ny fonjan'i Kopeysk, eo ivelan'ny tanànan'i Chelyabinsk, gadra eo amin'ny 250 eo no nanomboka nanao fihetsiketsehana teny an-tampon'ny tranobe, nilanja sora-baventy [ru] miangavy hoe “ampio izahay azafady” ary nitaraina momba ny fampijaliana sy ny fanendahana atao azy ireo. Penal Colony 6 (fonjan'ny tanora) (fantatra tsotra amin'ny hoe “shestyorka”) no...
Hain-trano-na Orinasa Nahafaty Olona Tao Bangladesh Mampiseho Ny Fampiasana Mpiasa Tsy Ara-drariny
Nampametra-panontaniana marobe ny hain-trano mahatsiravina izay nahafatesana mpiasa maherin'ny 110 tao amin'ny orinasa fanenonan-damba ao Tazreen Fashions Ltd, tranobe rihana faha-sivy ao Nischintapur, Ashulia (akaikin'ny renivohitra Dhaka). Na dia manana fitaovana mpamono afo 335 sy mpiasa 300 nampiofanina momba ny famonoana afo raha sendra misy ny firehetana aza ilay orinasa, tsy nisy akory izay...
Bolgaria: Revolisiona Voatabia
Nanao famoriam-bahoaka teo anoloan'ny Antenimiera Bolgariana ny vahoaka tamin'ny 24 Novambra, ary nampahafantatra tamin'ny fomba ofisialy ilay fantatra amin'ny anarana hoe” Revolisiona Voatabia”. Mandrahona ny Antenimiera ny voatabia Tamin'ny 9 Novambra, namoaka ny sarin’ [bg] ny lapan'ny Antenimiera feno saosy voatabia ny fampahalalam-baovao tsy miankina OFFNews. Tsy fantatra izay olona nanao izany sy...
Hetsika Nandritra ny “Diabe Maitso” tao Malezia
Olona 70 no nandray anjara tamin'ny fiandohan'ny ‘Diabe Maitso’ tao Malezia tamin'ny 13 Novambra tao Kuantan. Taorian'ny diabe 13 andro sy 300 kilometatra nanavatsava ny firenena, nifarana tao an-drenivohitry ny firenena ny diabe izay olona maherin'ny 15.000 no nandray anjara sy nanohana tamin'izany. Ny vondrona Himpunan Hijau no nikarakara ny ‘diabe lavitr'ezaka’ ho fanoherana...
Manohana An'i Palestina i Pakistana
Taorian'ny fampitsaharana ny ady nanaovan'i Ejipta fanelanelanana, nitsahatra ihany ny ady farany teo amin'ny Isiraely sy Palestina rehefa niteraka faharatràna olona am-polony. Satria efa miverina miadana amin'ny laoniny ny fiainana, ny fanontaniana tsara ho fantatra dia hoe efa nanomboka nampiharina ve ny fampiatoana ady. Efa niteraka famoizan'ain'olona marobe ny ady naharitra...
Maneho An-Tsarintany Ny Fandotoana Ny Ranon'ny Vazimba Teratany Peroviana
Tao amin'ny The Engine Room no nalefa voalohany ity lahatsoratra ity. Niroborobo ny toekarena tao Però noho ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany nahazoana dolara amina miliara. Raha nanomboka tetikasa vaovao ireo mpitrandraka sy mpandavaka, inona ny fiantraikan'izany amin'ireo vahoaka izay monina akaikin'izy ireo? Ny olana iray ohatra dia ny loharano voaloto izay mitarika aretina sy fahafatesana....
Na dia Eo Aza Ny Mpitarika Vaovao, Mbola Marefo ny Hoavin'i Shina
Nandritra ny herinandro no nanatontosàna ny faha-18 ny Kongresy Nasionalin'ny Antoko Komonista Sinoa ary nifarana tamin'ny 14 Novambra 2012 teo. Taranaka mpitarika vaovao, izay tarihin'i Xi Jinping sy Li Keqiang, no nisolo toerana ny ekipa mpitarika teo aloha izay notarihin'i Hu Jintao sy Wen Jiabao. Raha tonga teo amin'ny fahefana i Hu sy Wen folo taona lasa izay, nihevitra...
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...