Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Aogositra, 2011
Pakistana: Fanabeazana, Fanantenana Farany
Satria eo am-pivoahana amin'ny krizy sosialy sy politika ny ao Pakistana, navoitran'ny fiaramonim-pirenena ny maha-zavadehibe ny fanabeazana. Izany hevitra izany dia noho ny zava-misy sy fanantenana angamba, angamba fotsiny satria ny...
Afghanistan: Feon'ny Tanora Afghan Ao Amin'ny Lanonamben'ny Fampitam-baovao Marolafy
Ao Afganistana, nikofokofoka tokoa ny tambazotra Internews mba hanazatra sy hanetsiketsika ireo tanora Afghan hizara ny fomba fijeriny amin'izay lohahevitra mahaliana azy ireo ao amin'ny Afghan Youth Voices Festival na Lanonamben'ny Tanora...
Pakistan: Mpitoriteny Islamika an-TV Tratran'ny Lahatsary Miafina
Ilay lahatsary nalaina niafina nanoritsoritra an'i Dr. Amir, izay heverina ho olona ambony mpivavaka manam-pahaizana, lehilahy be fanetre-tena, tia fananarana, no hita mandrisika amin'ny fanararaotana sy izao karazana fitenenan-dratsy izao ary ny faniratsirana ny fivavahana
Roandà: Miresaka amin'ny Tweet Miaraka amin'ny Filoha
Betsaka miresaka momba ny harenan'ilay mpandraharaha Britanika, Lord Alan Sugar, mpiangaly rap 50cent sy Piers Morgan ao amin'ny CNN, ny fizotry ny oronan-dahatsoratra ao amin'ny Twitter-ko , kanefa tsy mampino izany hoe...
Shina: Fanentanana iadiana amin'ny tsaho ataon'ny HAJ-mpanjakana
Mamelively ny valan-tserasera ny fahitalavi-pirenena tantanin'ny Fanjakana China Central Television (CCTV) ka anatin'izany ny Sina Weiblog [famahanam-bolongana fohy mitovy amin'ny Twitter] izay noampangainy ho mampiely tsaho sy lainga an-tserasera tamin'ny fiandohan'ity volana...
Iran : Mehdi Khazali noafahana taorian'ny fitokonany tsy hihinan-kanina nandritra ny 25 andro
Dr. Mehdi Khazali, bilaogera sady mpamoaka lahatsoratra, zanaka mpitondra fivavahana lehiben'antoko farany havanana sy mpikambana taloha tao amin'ny Filankevitry ny Mpiandry, Ayatollah Khazali, no noafahana tamin'ny alalan'ny fandoavana onitra ny Alahady...
Miasa miaraka Amin'ny Ashoka ny Global Voices Amin'ny Fifaninanana Fampitam-baovao an'olotsotra
Voninahitra ho an'ny Global Voices ny miasa miaraka amin'ny mpanova Ashoka amin'ny ‘Fifaninanana fampivoarana ny fitaovan-tseraseran'olo-tsotra' iarahana amin'ny Google. Mpandresy efatra no hahazo loka 5.000 dolara amerikana avy amin'ny tetikasan'olo-tsotra mampita vaovao manao izay hahatonga ny tany ho toerana tsara kokoa.
Ejypta : Asmaa Mahfouz Nohadihadian'ny Fitsarana Ady Miramila
Mpitolona ejypsiana Asmaa Mahfouz , iray amin'ireo mpanorina ny Hetsika 6 aprily no nohadihadian'ny fampanoavana ao amin'ny fitsarana ady miaramila ny Alahady 14 aogositra lasa teo satria voalaza fa “nanevateva ny komandin'ny tafika...
Libya: Ahiahy sy Fanantenana Noho ny Fanatonan'ireo Mpikomy an'i Tripoli
As Libya's revolutionaries edge their way towards the capital Tripoli, Libyans share their hopes and anxiety on Twitter. Here is part of the conversation being tweeted tonight.
Japana: Ahoana ny Fomba Ampihenana ny Fandaniana sy Hitsitsiana Herinaratra?
Nahenan'ny mponina ao Japana ny fandanian'izy ireo hatramin'ny nampiharana ilay fepetra fitsitsiana herinaratra mba hiatrehana ny tsy fisian'ny angovo. Amin'izao fotoana izao, dia 19 amin'ireo 54 mpamerin-tosika nokleary ao amin'ny...