Malagasy citizen, Bachelor of Communication and law masters'degree. I have many years of experience in seo writing, editing and translating. Particularly interested in free expression, education, journalism, social media, human right and international relation. Follow me on my twitter @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.
Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Novambra, 2011
Mali, Nizera: Zara Fa Heno Ny Fitarainan'ny Toaregy Nandritra Ny Ady
Hatramin'ny niatombohan'ny ady tao Libya, nitombo hatrany ny firotsahana an-tsehatra nataon'ireo manam-pahaizana momba ny fandriampahalemana sy ny politika mba hanoherana izay mety ho fandrahonana ataon'ny Toaregy ao Sahara, an'i Mali sy Nizera. Fandrahonana tsy misangy sa tombatombana no tena marina? Amin'izao fotoana izao kosa, ao amin'ny aterineto no toerana tokana...
Shina: Mpiasam-Bahoaka Namono Tena Rera-tsaina Ve Sa Norerahan-tsaina?
Araka ny fanadihadiana nataon'ny manampahefana sinoa dia toa hoe mihabetsaka ireo mponina Sinoa no tratran'ny aretin-tsaina amam-panahy. Malaza moa fa rehefa nozahana dia marary saina amin'ny karazan'aretina toy ny Fikorontanana Vokatry ny Fifikirana Tafahoatra izay olon-tsotra manao fanangonan-tsonia manohitra ny tsy rariny sy ny kolikoly manjaka eo amin'ny firenena. Vao...
Korea Avaratra: Mampatahotra an'i Kim Jong Ve Ny Famonoana Natao An'i Gaddafi?
Koreana Tavaratra nitsoaka ny fireneny lasa mpanao gazety manoratra ao amin'ny bilaogy antsoina hoe North Korea RT (Real Talk) i Joo Sung. Teraka tao Korea Avaratra Andriamatoa Joo ary nahavita fianarana ambony tao amin'ny oniversite Kim Il-sung, iray amin'ireo oniversite manan-danja indrindra ao Korea Avaratra. Niala tao an-tanindrazany izy ny taona 1998 ary...
Bahrain: Nanitsaka ny Mpanao Fihetsiketsehana Ve Ny Fiaran'ny Polisy?
Nolazain'ny fitondrana ao Bahrain fa araka ny lalàna iraisampirenena no ifehezany ny mpanao fihetsiketsehana. Saingy nanangom-baovao na nandrakitra ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona mitranga any kosa ny mpisera ka mametraka ireny an-tserasera ho hitan'izao tontolo izao. Ato amin'ity lahatsoratra ity no anangonan'i Mona Kareem ny lahatsary nivoaka an-tserasera mampiseho ny ataon'ny polisy mandòna (manosy na manitsaka) ny mpanao fihetsiketsehana. Kisendrasendra ve ny hanosen'ny fiaran'ny polisy ny mpanao fihetsiketsehana?
Tonizia: Fitsikerana Tafika Nampiditra Roa Volana An-tranomaizina
Tamin'ny 9 Novembra, Nabil Hajlaoui, mpahay fambolena sy fiompiana avy ao Sidi Bouzid, voampanga higadra roa volana an-tranomaizina noho ny fitsikerany ny andrim-panjakana miaramila Toniziana. Araka ny voalazan'i Houssem Hajlaoui, mpanoratra ny bilaogy iombonana Nawaat, nosamborina i Nabil Hajlaoui taorian'ny lahatsoratra navoakany, izay nanomezany tsiny ny tafika noho ny fikomiana vao haingana...
Koety : Fisamborana Mpisera Twitter Hafa Indray
Hamad Al Olayan miaraka amin'ny rainy sy ireo zanany taorian'ny fahafahany Nandia fotoan-tsarotra ny fahafahana maneho hevitra amin'ny alalan'ny serasera tamin'ity taona 2011 ity tao Koety. Mbola tsy niharan'ny fanorisorenana matetika tahaka izao ny mpiserasera raha tsy tao anatin'izay volana maromaro izay. Nanomboka ny volana aprily lasa teo, mpiserasera telo...
Kiobà: Miresaka Momba Ny Lalam-Pananan-Tany sy Trano Ny Ampielezena
Raha manokatra tontolo vaovao hafa ho an'ny Kiobana ity fanovana lehibe ity, izay ahafahany mampandova ny fananany amin'ny taranany ao anatin'ny didim-pananana, dia maro kosa ireo mahita fa mbola be loatra ny teritery, ary ny zava-dehibe indrindra dia ny mbola misy laharam-pahamehana kokoa
Palestina: Tafika Israeliana Nanakana Andian-tsambo tao Gaza Ary Nisambotra Mpitolona
Miaramila Isiraeliana no nandeha sambo anankiroa hizotra ho any Gaza androany maraina. Sambo Kanadiana Tahrir (Fanafahana) sy irlandey Saoirse (Fahalalahana) no niainga ho any Gaza mba handrava ny fahirano ataon'ny Isiraeliana. Nitatitra tao amin'ny Twitter ny mpanao gazety iray fa sambo Isiraeliana mpitondra komando no nanakana ireo sambo ireo tao amin'ny fari-dranomasina iraisampirenena, manamorona an'i...
Koety: Mpisera Twitter Nosamborina Ary Noafahana Noho ny “Fanebahany” Ny Emira
Efa-bolana lasa izay, nosamborin'ny polisim-panjakana ny mpisera Twitter roa sy mpisera YouTube. Tamin'ny Alakamisy 3 Novembra 2011, mpisera Twitter roa no nampanantsoina ary notazonin'ny mpampanoa lalàna noho ny fandikana ny andininy faha-54 amin'ny Lalampanorenana Koesiana izay mametraka fa: “Ny Emira no Filohan'ny Fanjakana. Tsy azo kitihina sy tsikeraina ny tenany.” Tao anatin'ny...
Azia Atsimo: Mankalaza ny Zazakely Faha-7 Miliara
Tamin'ny 31 Oktobra 2011, nandray ny zazakely vao teraka antsoina hoe Oishi ny planeta. Nampitondraina hafatra manokana ny Fahaterahany tao an-drenivohitr'i Bangladesh, Dhaka -” izy no zaza faha-7 miliara eto an-tany.” Editor.net nitatitra ity: Eto Dhaka ny zazakely faha-7 miliara. Mohsin Hossain sy Tonni Hossain no ray aman-dreniny izay nahazo fahasoavana....