Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Marsa, 2021
An-dalambe sy antserasera, Mivondrona manohitra ny fitondrana miaramila amin'ny endriny vaovao ny olom-pirenen'i Myanmar
Niraisana tanteraka ihany koa ny fihetsiketsehana, nandray ireo olona avy amin'ny karazana asa sy famantarana (mombamomba), ao anatin'izany ny olona avy amin'ny karazam-pinoana sy ny vondrom-piarahamonina LGBTQ.
Fanalan-jaza ao Arzantina: Mitohy ny tolona
Niteraka izay hita toy ny tolona manan-tantara manaraka - mba hiantohana ny fampiharana azy ny lalàna vaovao momba ny Fanalan-jaza any Arzantina.