Malagasy citizen, Bachelor of Communication and law masters'degree. I have many years of experience in seo writing, editing and translating. Particularly interested in free expression, education, journalism, social media, human right and international relation. Follow me on my twitter @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.
Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Avrily, 2011
Iraka: Mbola Velona ve i Saddam?
Naparitak'i Saddam Hussein eran'ny valan-tserasera, tamin'ny alalan'ny fitaovana fandraisam-peo izay milaza fa mbola velona ny mpanao didy jadona Irakiana fa ilay olona mitovy be aminy Mikhail no any tokana notapahan-doha tamin'ny 30 Desembra 2006. Marobe ireo mpiserasera nihevitra ny horonantsary ho lainga ary mampanantena ireo mpijery izany fa efa maty sy nalevina i...
Koety: Sit-in ho Fanovana ny Anarana “Làlana Fanaovan-gazety” Amin'ny Anaran'i Al-Saleh
Mikasa ny hanao sit-in androany alina (27aprily) ireo mpanao gazety Koety mba hitaky ny fanovana ny anarana ” Làlana Fanaovan-gazety” amin'ny anaran'i Mohammed Mousaed Al-Saleh, iray amin'ireo Koesiana mpanentana politika fanta-daza, sy nanoratra ho an'ny gazety Al-Qabas mandavataona, sy nitsikera ny karazana fijery politika sy sosialy hita eo amin'ny fiainana andavan'andro....
Syria: “Mitohy ny Revolisiona ao Daraa; Miaraka Aminay ve Ianao?”
Tsy nahitana na inona na inona intsony ny toe-draharaha ao Daraa, Syria, kanefa manohy manambara ny fisian'ny fihetsiketsehana vaovao ny fampahalalam-baovao, ary ny famaizana mahery vaika amin'ireo mpanao fihetsiketsehana. Ao amin'ny Twitter, Daraa Now mitatritra hoe: MAIKA: Fatin'olona Folo no mitsirara eran'ny tanànan'i #Daraa #Syria ary nanampy hoe: MAIKA: Fahamaizinana tanteraka...
Fanadihadihana Mikasika ny Fampandrosoana an'i Afrika
Raha nanambara ny Banky Afrikana ho an'ny Fampandrosoana telo andro lasa izay fa nampidininy ny fikasana hampandroso an'i Afrika noho ny fikorontanana misy ao amin'ny faritra maro ao amin'ny kaotinanta, avo kokoa ny tahan'ny fiverenan'ny famatsiam-bola vahiny dia ambony kokoa ao Afrika noho ny an'ny firenana an-dalam-pandrosoana hafa. Ary mbola maro koa ny...
Pôrtô Rikô: Mitohy ny Adihevitra Momba ny Herisetra ao An-tokantrano
Ao Portô Rikô, nangotraka ny adihevitra mikasika ny herisetra ao an-tokantrano. Bilaogy roa no nanaraka ny didy navoakan'ny Fitsarana an-tampony fa ireo iharan'ny herisetra ao anatin'ny fiarahana tsy ara-dalàna dia tsy voaaron'ny Lalàna 54 manohitra ny herisetra ao an-tokantrano. Ary vao haingana, ny fitsarana ambony ao San Juan (renivohitry ny firenena) no nanapa-kevitra fa tsy voaaron'ny Lalàna 54 ny vehivavy hafa niharan'ny herisetra tao an-tokantrano satria tsy ara-dalàna ny fiarahany tamin'ny olona nanao herisetra azy fa filàna ara-nofo fotsiny.
Tontolo Arabo: momba ny Revolisiona sy ny Kapitalisma
Nandritra ny andro vitsivitsy, naparitako indray ny hevitra mamirapiratr'i @_Capitalism_ mpisera ao amin'ny Twitter. Indreto misy eritreritra sendra nandalo resahiny momba ny revolisiona arabo.
Ny boky fitarihana “Mibilaogy amin'ny lafiny tsara (Bloguer positivement)” amin'ny teny swahili
Faly mampilaza ny Rising Voices fa ny boky fitarihana azy ireo ” Mibilaogy amin'ny lafiny tsara (Bloguer positivement)” dia efa misy amin'ny fiteny swahili noho ny fandikan-teny nataon'i Collins Oduor, izay anisan'ireo mpikambana ao amin'ny tetikasanay Rising Voices, Repacted, mifototra ao Nakuru, ao Kenya, miaraka amin'ny fanampian'i Deogratis Simba amin'ny tetikasa Global Voices...
Azia Afovoany: Hevitra sy zava-baovaon'ny BarCamp
BarCamp ao Azia Afovoany, valandresaka tsy miresa-barotra faha-efatra ho an'ireo za-draharaha amin'ny valan-tserasera no natao tao Almaty, Kazakhstan, ny 15-17 Aprily 2011, ka nahavory ireo mpanao gazety, bilaogera, manam-pahaizana manokana momba ny TIC , mpikirakira ny web sy ireo rehetra izay liana amin'ny Aterineto sy ny fomba vaovao fampitam-baovao. Zava-baovao ny...
Yemen: Fihetsiketsehana Mahery Vaika Tamin'ny “Zoma Ala-nenina Farany”
Mpanao fihetsiketsehana an-tapitrisany no nameno ny kianjan'ny Sanaa sy i Taiz, mba hitaky ny fialan'ny fitondrana Ali Abdulla Saleh. Izay nantsoina hoe Zoma ala-nenina farany , vonona ny hanongana an'i Saleh izy ireo, izay nitondra an'i Yemen nandritra ny 32 taona. Nanamarika ny fanohanana feno ny fihetsiketsehana lehibe androany ny...
Tetikasa “Exploring Taboos”, diaben'ny vehivavy an-tapitrisa
Noraiketin'ireo gazety malaza ary koa ny vaovao an'olo-tsotra an-tantara ireo zava-niseho nandritra ny revolisiona Ejyptiana, ka nitodika tany amin'ny fampandrosoana izay niteraka ny fionganan'i Hosni Moubarak tamin'ny 11 febroary 2011 avokoa ny mason'izao tontolo izao. Niara nifarimbona ireo bilaogera na ireo mpira-miasa isan-karazany tamin'ny tetikasa Rising Voices tao Ejypta mba hilazalaza...