Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Raveloaritiana Mamisoa · Desambra, 2017

Malagasy citizen, Bachelor of Communication and still student at a Private University. I enjoy sharing information for malagasy people around the world. Interested in education, journalism, social media, human right, international relation. I would like to promote education in my native nation. My twitter is @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.

imailaka Raveloaritiana Mamisoa

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Desambra, 2017

31 Desambra 2017

Tafaverina tamin'ny Fihaonamben'ny Global Voices Niaraka Tamin'ny Hevi-baovao Hianatra Fiteny Vaovao

Manana antony hafa hianarana fiteny vaovao aho: tsy afaka miteny izany, kanefa afaka mihaino tsara.

28 Desambra 2017

Krismasy Nilahatra Solitany Noho ny Tsy Fisiany Tao Nizeria

Nandany ora maromaro tao anatin'ny fiaran'izy ireo ny Nizeriana, nihitsoka teny an-dalana ary tsy afaka nody tany an-tanindrazany mba hankalaza Krismasy satria niharan'ny tsy fahampian-tsolika goavana ny mpamokatra solika lehibe indrindra aty Afrika.

‘Iray Isika': Nanjary Ara-dalana Ny Fanambadian'ny Olon-droa Mitovy Taovam-pananahana

Lasa ara-dalàna ny fanambadian'ny samy lahy na vavy ao Aostralia. Nankatoavina avy hatrany ny fanambadian'ny vahiny. Hanomboka amin'ny 9 Janoary 2018 ny lanonana voalohany.

Fantaro Ireo Olona Manakana Ny Fametrahana Fantsona Lehibe Famokarana Etona Ao Atsimon'i Italia

Na dia eo aza ny fanehoan-kevitra mahery vaika nataon'ny mpitandro filaminana sy ny olona voasazy handoa onitra hatramin'ny 10.000 €, tapa-kevitra hanohy ny fanoheran'izy ireo mba hanakana ny fananganana TAP ny vondrom-piarahamonina ao an-toerana, ao Melendugno .

23 Desambra 2017

Lahatsary Ho An'ny Fanovana [‘Video for Change’]: Fitantarana Momba Ny Vondrom-piarahamonina, Fitaovan'ny Fifaharana

Tambajotran'ny fikambanana izay mampiasa lahatsary ho toy ny fitaovana ho an'ny vondrom-piarahamonina voahilikilika ny Video4Change mba hilazana ny tantaran'izy ireo manokana momba ny fanoherana.

22 Desambra 2017

Mpikatroka ‘Mpamerin-keloka’ Nampangain'ny Polisin'i Singapaoro Ho Nikarakara ‘Famoriam-bahoaka Tsy Ara-dalàna’

Ny 29 Novambra, nampangain'ny polisy noho ny "fikarakarana fivoriam-bahoaka tsy misy fahazoan-dàlana araka ny Lalàna momba ny Filaminam-bahoaka, fandikàn-dalànan'ny fandrobàna araka ny Lalànan'ny Fandrobàna, sy noho ny fandàvàna hanasonia ny filazany araka ny Fehezan-dalàna Famaizana" i Jolovan Wham, mpikatroka Singapaoreana.

16 Desambra 2017

Saka Anaty… Vilany? Saka Mahafatifaty Maka Aina Anaty Fitaovana An-dakozia Japoney

Hita ao Japan ny saka matory anaty vilany fandrahoan-tsakafo. Lasa malaza mihitsy izany ka mivarotra vilany natokana ho an'ny saka mihitsy ny fivarotana ankehitriny.

Maraoka: Lalàna Momba Ny Fanomezana Anarana, ny Lohataona Mangina Sy Ny Mozika Sufi

Somary nangingina hafahafa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana tamin'ity herinandro ity raha niakatra ny mari-pàna ary nivoaka ny kapa. Nanazava ny zava-niseho tamin'ny lohataona tao Fez i Everything Morocco, manoritsoritra ireo sakafo mahafinaritra amin'ny vanim-potoana:

15 Desambra 2017

Mitarika Ny Olom-pirenena Hanameloka Ny Fanambaran'i Donald Trump Momba An'i Jerosalema Ny Filoha Indoneziana Jokowi

Nahagaga ny maro manerana izao tontolo izao ny fanambarana nataon'ny filoha Amerikana (Etazonia) Donald Trump vao haingana izay mankatoa an'i Jerosalema ho renivohitr'i Isiraely.

Pejy Manontolon'ny Gazety Iray An-toerana Miresaka Taratra Nokleary Nampisahotaka An'i Shina

Heverina ho fanehoan-kevitra amin'ny mety hisian'ny ady ao amin'ny saikinosy Koreana ny pejy iray manontolo mampiseho ny fepetra fisorohana ny taratra nokleary.