Raveloaritiana Mamisoa · Marsa, 2018

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Marsa, 2018

Tsy Mitsahatra Velively Ny Ady Amin'ny Fanamombàna Ao India

Tamin'ny taona 2013-14, fanamombàna 4 tapitrisa no natao tany India, ka 100.000 monja no natao tamin'ny lehilahy. Zava-dehibe ny mahatsiaro fa mandany 85% amin'ny teti-bolany amin'ny fandrindrana ny fianakaviana amin'ny fanamombàna i India. Tamin'ny taona 2014, vehivavy 15 no maty tao amin'ny fanjakan'i Chhattisgarh noho ny fanamombàna tandrevaka amin'ny tobim-panjakana.

27 Marsa 2018