Raveloaritiana Mamisoa · Aogositra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Aogositra, 2018

Ejypta: Bilaogera hafa nosamborina

Mbola mahita famoretana bebe kokoa ataon'ny Fiarovam-panjakana amin'ireo bilaogera noho ny antony samihafa ny sehatry ny tontolon'ny bilaogy Ejypsiana. Ny tranga vao haingana indrindra tamin'ity herinandro ity dia ny fisamborana ilay bilaogera Ejypsiana Omar El Sharkawy.

Fihaonambe G8: Mbola toerana tsara kokoa ho an izao tontolo izao?

  24 Aogositra 2018

Nihaona tany Heiligendamm, Alemana tamin'ny herinandro lasa ny G8 (+5). Tonga tamin'ny fifanarahana momba ny fiovaovan'ny toetr'andro sy ny fahantrana ao Afrika izay mety tsy ahafa-po ny ankamaroan'ny mpitsikera ny kapitalisma manerantany ireo firenena manan-karena indrindra manerantany .

Mitady tonia mpitantana ny Global Voices

  20 Aogositra 2018

Mitady kandidà manana traikefa amin'ny sehatry ny asa famoahan-dahatsoratra marokolontsaina, mamolavola ireo vokatra fanontàna, mitantana ekipa samihafa manerantany, sy ny famatsiam-bola izahay.