Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Septambra, 2022
Fihetsiketsehana mankalaza ny faha-50 taonan'ny fanambaràna ny Lalàna miaramila ao Filipina
"Izahay no porofo velona tamin'ny habibiana nataon'ny Marcoses sy ny namany mpanankarena tamin'ny vahoaka Filipiana."
Ahoana no nanaovan'ny governemanta ao Sodàna ho ara-dalàna ny fanasokajiana sy ny fanivanana votoaty amin'ny aterineto?
Misy ny fitsipika iray manery ny orinasam-pifandraisana (telcos) hanakana sy hanivana ny lisitry ny URL, ary "manara-maso isan'andro" ny fitaovana fanivanana mba hanamarina fa nohavaozina izany.
Esperanto: Afaka miatrika ny zava-misy ve ny fitenin'ny idealisma?
"Amin'ny alàlan'ny fanamarinana ny fijoroana tsy miandany, tsy mahatsikera izay hantsan-tsata ao anatin'izao tontolo iainantsika izao ny vondrom-piarahamonina Esperantista".
Famoronana tontolon'ny fiteny amin'ny alàlan'ny asa soratra Maya fahiny sy ankehitriny
Miresaka momba ny tetikasany fikatrohana nomerika, ny vondrom-piarahamonina misy azy, ary ny fiteniny Maya i José Alfredo Hau ato amin'ity lahatsoratra ity,.
Miatrika fahasahiranana ny fanadihadiana momba ny ‘ady amin'ny zava-mahadomelina’ rehefa mandà ny hiditra ao amin'ny ICC indray i Filipina
"Diso ny hevitr'i Marcos - tsy misy fanadihadiana marina momba ny politikan'ny governemanta ao Filipina na ny fomba fiasa izay nitarika ireo heloka bevava tamin'ny olombelona."
Mankalaza ny Fitroarana 8888 tao Myanmar ireo mpikatroka sy mpanakanto ao Thailandy
Mitaky ny fahanginantsika hamono olona izy ireo, ka tsy avelako ry zareo hampiasa ny fahanginako ho fialan-tsiny hamonoana olon-kafa.