Malagasy citizen, Bachelor of Communication and law masters'degree. I have many years of experience in seo writing, editing and translating. Particularly interested in free expression, education, journalism, social media, human right and international relation. Follow me on my twitter @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.
Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Febroary, 2011
Tonizia: Nametra-pialana ny praiministra taorian'ny vono-olona ny Asabotsy
Ity lahatsoratra ity dia fanadihadina manokana mikasika ny Revolosiona Tonizia taona 2011. Nametram-pialana ny praiminisitra vonjimaika Mohamed Ghannoushi taorian'ny fatiolona ny Asabotsy tao an-drenivohitra Tunis. Ny fifandonana niseho tamin'ny Zoma alina tao amin'ny lalana Habib Bourguiba, nitarika fahafatesan'olona telo nisy teo amin'ireo mpitandro ny filaminana sy ny mpanao fihetsiketsehana. Narahina fampisehona...
Hanara-dia an'i Tonizia sy i Egypta va i Alzeria?
Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana momba ny Fihetsiketseham-bahoaka taona 2011. Na dia teo aza ny fionganan'ny Filoha Toniziana Zine El Abidine Ben Ali, taorian'ny fikomiana sy ny fanerena ny Filoha Egyptiana Hosni Mubarak hiala, dia mbola tsy nidina an-dalambe ny mponina Alzeriana . Ireo andrana roa nataon'ny fandrindrana nasionaly ho...
Iràka: Manomboka ny andron'ny fahatezerana
Androany dia manamarika ny andro ny fahatezerana ao Iraka satria Irakiana an-jatony no nidina an-dalambe mba hitaky fanovana sosialy sy toekarena ary ny fanafoanana ny kolikoly. Na ny mpanohana ny fiovana na ny mpanohana ny fanavaozana na ireo mpanohitra ny governemanta dia nivory manerana an'Iraka androany maraina, mba hifanehatra amin'ny...
Kiobà: Inona no nambaran'ny telegrama tao La Havane
Amin'ity fizarana farany momba ny WikiLeaks sy i Kioba ity ny mpanoratra Elaine Díaz no mamahavaha ny votoatin'ny voasoratra amin'ny telegrama diplomatika miompana amin'ny fanoherana Kiobana sy ny asan'ny mpamaham-bolongana.
Libya: Niteny i Obama, antso tao amin'ny Tweeps
Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetseham-bahoaka 2011 Lybia. Nivoaka tamin'ny fahanginany ny filoha Amerikana Barack Obama noho ny zava miseho ao Libya, nisy ny kabary nataony tao amin'ny Trano Fotsy [Maison Blanche] ny zoma , saingy tsy dia nahafa-po an'ireo izay nihaino Twitter ny hafatra nataony,...
Arabia Saodita: Ny fiverenan'ny Mpanjaka Abdullah
Niverina nody ny mpanjaka Saodiana Abdullah bin Abdulaziz omaly alarobia 23 febroary 2001, taorian'ny telo volana nitsaboana tena tany ivelany . Nanomboka tao amin'ny Hopitaly Presbyteriana ao New York ao Etazonia ny fitsaboana azy, ary notohizany tany Maraoka ny fanamafisana ny fahasalamany. Nanantena fiovana matotra ara-politika sy ara toe-karena ireo Saodiana, nifanojo...
Bahrain: Afaka ilay Bilaogera Ali Abdulemam
Ela ny ela fa dia tafavoaka ny fonja ihany ilay blogger Jailed Bahraini Ali Abdulemam. Ampifaliana no nandraisan''ireo mpankafy azy manerantany izany vaovao izany, ra iny tazany tamin'ny alalan'ny an-tserasera iny ny sariny notsenain'ny fianakaviany sy ny namany.
Nobodoina nymasoivoho Libyana ao Dubai ary nesorina ny saina!
Ho valin'ny famonoana izay nitranga tany Libya sy ny tsy fahafahan'ny mpanao gazety manao ny asany, ny mpanao fihetsiketsehana ao Dubai, UAE, dia nankeny amin'ny masoivoho Libiana ny talata mba hitaky ny fanajanona ny fandatsahan-drà ary hanongana ny Kolonely Muammar Gaddafi.
Maraoka: Nanangana ny filankevitra ara-toekarena sy sosialy ny mpanjaka
Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana momba ny Fihatsiketsehana Maraoka 2011. Taorian'ny fitsidihany tao Frantsa. Ny mpanjaka Maraokana Mohammed VI dia niverina tao amin'ny Lapam-panjakana ao Casablanca mba hanambara fa hatsangana ny Alatsinainy 21 febroary izao ny filankevitra ara-toekarena sy sosialy. Ireo mpanao fihetsiketsehana dia nivory am-piombonana niaraka tamin'ireo vahoaka...