Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Marsa, 2017
Mpikatroka Nohelohin'ny Fitsarana Maleziana Noho ny Fandefasana Horonantsary Fanadihadiana Miresaka Zon'Olombelona
"Tsy heloka ny fandefasana, fizarana, fijerena ary famokarana sarimihetsika."
Nizara ireo Finoana Mahatsikaiky Nandritra Ny Fahazazany Ireo Afrikana Tatsimo
"Raha misy olona mandingana anao eo ambony tongony, dia tsy mitombo halavana ianao raha tsy miverina manala ny dingana nataony izy "
Hanao Lisitra Mainty Ireo Tranonkala ‘Manimba Ny Fiandrianany i Okraina
Mikendry ny hanoherana ny fipariahan'ny vaovaon'ny mpomba ny mpisintaka sy ny mpomba ny Rosiana ny lisitra, toy ny Tetikady Fiarovan-torohay vaovao ao Okraina.
Nampanantena Ny Hamaha Ny Fandrarana Ny Firesahan'Ireo Mpiasam-panjakana Amin'ny Fampitam-baovao Ny Governemanta Toniziana
Nampiato ny torolàlana izay mandrara ireo mpiasam-panjakana tsy hiresaka amin'ny gazety tsy nahazoana alàlana avy amin'ny lehibeny ny governemanta.
Tohina Tamin'ny Tsaho Mikasika Ny ‘Famarotana’ Ny Faafu Atoll Amin'ny Arabia Saodita Ireo Maldiviana
"Mijaly vokatry ny famelana ireo sangany ara-politika hanapan-kevitra eo amin'ny toerany tsy misy tamberin'andraikitra ireo Maldiviana amin'izao andro izao..."
Nampitodika any amin'ny Zavakanto Grika ilay Dokambarotra iPhone (fa tsy ireo Grika Rehetra no Faly amin'izany)
"Asehon-dry zareo ho toy ny mbola tany amin'ny taompolo 1950 i Gresy: ny akanjo, ny fihetsiky ny olona, izay miseho ho tsy mbola nahita finday miaraka amin'ny fakan-tsary hatramin'izay..."