Liva Andriamanantena · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jona, 2019

Ny tantaran'ny vatsy bitika Rising Voices

Blaogim-Piarahamonina GV

Fantatrao ve fa naharay fifaninana famatsiam-bola madinika miisa 10 ny Rising Voices tao anatin'ny 8 taona? Fantatrao ve fa nahazo fangatahana miisa 4.075  izahay nandritra io fotoana io? Raha totaliana, nanome famatsiam-bola sy nandrafitra tetikasa miisa 57 isankarazany manerantany izahay.

12 Jona 2019

Alemaina: Trangana fanakanana kaonty Twitter voalohany tao an-toerana

GV Mpisolovava

Tamin'ny volana Ôktôbra 2012, nanambara ny Twitter fa hanakana ny kaontin'ny vondrona neo-Nazi any Alemaina izy, izay vondrona nosakanan'ny governemanta alemà ny asany. Nampiseho ny nampiasan'ny Twitter voalohany ny politika fanaovan-dalàna izay miaro ny fanehoan-kevitra an-tserasera amin'ny ankapobeny, ankoatra ny tranga izay hidiran'ny governemanta ilay tranga.

07 Jona 2019