Ny tantaran'ny vatsy bitika Rising Voices

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jolay 2015)

Rising Voices

 

Fantatrao ve fa nikarakara fifaninana famatsiam-bola madinika miisa 10 ny Rising Voices tao anatin'ny 8 taona? Fantatrao ve fa nahazo fangatahana miisa 4.075  izahay nandritra io fotoana io? Raha totaliana, nanome famatsiam-bola sy nandrafitra tetikasa miisa 57 isankarazany manerantany izahay.

Raha toa ianao ka manontany tena momba ny tetikasa isankarazany izay efa novatsianay vola dia miangavy anao hitsidika ny pejy Microgrants vaovao sy nohatsaraina  ao amin'ny tranonkalan'ny Rising Voices.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.