Tantara tamin'ny 04 Jona 2021
Tatitra vaovao manasongadina ny fitohizan'ny tsindry mitohy mahazo ireo Okrainiàna mpikatroka sy mpiaro zon'olombelona
Ankoatry ny fandrahonana nomerika, zavatra tena nahazatra tamin'ny telo volana voalohan'ny taona 2021 ny nahita herisetra ara-bàtana, fanimbàna fanànana ary ezaka fandemena ireo mpikatroka mpiaro zon'olombelona.
MIVANTANA amin'ny 17 Jona: “mihoatra ny kianjan'ny fihetsiketsehana”, resadresaka hifanaovana amin'i Tanya Lokot
Mandinika ny fomba ahafahan'ny fampitam-baovao nomerika mamela sy mametra ny hetsi-panoherana any amin'ireo firenena manana fahalalahan'ny fampitam-baovao voafetra sy ahitana ireo manampahefana mpanao kolikoly ny boky vaovaon'ilay manam-pahaizana amin'ny fampitam-baovao, Tanya Lokot.