Tantara tamin'ny 27 Aogositra 2019
Fantaro i Janak Raj Bhatta, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline manomboka ny 27 Aogositra ka hatramin'ny 2 Septambra

Vakio ity fanontaniana sy valiny niarahana tamin'i Janak Raj Bhatta, mampiatrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline manomboka ny 27 Aogositra ka hatramin'ny 2 Septambra 2019 ity. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Doteli.
Tsy nahomby taorian'ny valifatin'i doxxing ny fikasan'ny sehatra fifaneraserana mpomba an'i Shina izay nikendry ny hanenjika ireo mpanao fihetsiketsehana tany Hong Kong
Vetivety dia nanajanona ny tetikasan'izy ireo ny hitsongo dia ireo mpanao fihetsiketsehana hanoherana ny fanolorana olomeloka tao Hong Kong ireo mpikambana tao amin'ny sehatra fifaneraserana mpomba an'i Shina, taorian'ny nanabaribariana tao amin'ny Aterineto ny mombamomba azy manokana, izay ahitana ny laharan'ny karapanondro sy ny toebolan-dry zareo any amin'ny banky.
Palestina: miantso mifananihany amin'ny tafika israeliana
Miaraka amin'ny balafomanga sy baomba, andrarahana taratasy kely (flyer) ny Palestiniana ao Gaza, izay mangataka azy ireo mba hamono ireo mpikomy Hamas sy handositra ny tranon'izy ireo.