Tantara tamin'ny 16 Desambra 2018
Ny Loza Nanjo ireo Kongoley Voaroaka Tany Angolà
Araka ny fanambaràna nataon'ny Kaomisaià Ambony ao amin'ny Firenena Mikambana misahana ny zon'olombelona (OCHA), nanomboka tamin'ny fiantombohan'ny volana oktobra, olona eo amin'ny 330 000 eo ho eo tsy nanana taratasy ara-dalàna tao amin'ny fireneny no noroahan'ny Governemanta Angoley, indrindra indrindra mankany amin'ireo faritanin'i Kasaï afovoany sy Kwango ao amin'ny Repoblika demokratika an'i Kongo
Ampangain'Ilay Mpandimby Azy Ho Mpanao Kolikoly Ny Filoha Angole Teo Aloha José Eduardo dos Santos
Nilaza i João Lourenço nandritra ny resadresaka nifanaovany tamin'ny gazety Portiogey fa foana ny tahirim-bolam-panjakana tamin'ny fotoana nandraisany ny toerany ny taona 2017.
Ireo Mpilatsaka An-tsitrapo Mitantara An-tsoratra Sy An-tsariitatra, Ny Fiainan'ireo Kolombiana Mpikatroka Novoina
Ny "Postales para la memoria" (Postcards for Memory), dia tetikasa iray ifandrimbonana izay nandrafetan'ireo artista mpanao sary sy ireo mpanoratra antsitrapo ny tantaram-piainana fohy mikasika an'ireo mpikatroka nisy namono
Andiam-panamory tsy misy afa-tsy vehivavy, manoratra ny tantara ao Mozambika
Sambany teo amin'ny tantaran'ny sidina sivily eo amin'ny fireneny, nahitàna sidina tsy misy afa-tsy vehivavy no mandrafitra manontolo ny mpanamory sy ireo mpikarakara ara-barotra ao anatiny