Tantara tamin'ny 04 Mey 2018
Shina: Mpanapoaka baomba miteraka sahotaka sy fahatezerana
Tsy ny tao an-tanàna ihany no tohina tamin'ilay fanapoahana baomba ny bus fa i Shina mihitsy, fa mahatsapa tampoka ny fahakaikezan'ny fampihorohoroana ny olona. Ny nampiavaka ny fanafihana dia ny tsy manantsiny no lasibatra fa tsy ny manampahefana, mahatonga azy ho miavaka manoloana ny korontana teo aloha. Kisendrasendra fotsiny ve?
Netizen Report: manome voninahitra ireo mpanao gazety nisy namono ny mpiara-miasa aminy ao Afghanistan sy Pakistan nandritra ny Andron'ny fahalalahan-gazety manerantany
Manokana ity lahatsoratra ity ho an'ireo mpanao gazety norahonana na novonoina tamin'ity taona ity izahay, ho fanomezam-boninahitra ny Andron'ny Fahalalahan-Gazety Manerantany tamin'ny 3 mey 2018.
Nampandany fitaovana vaovao hanaovana ny sivana amin'ny aterineto ny antenimieran-doholona meksikana, tsy niraharaha akory ny fombafombam-panaovan-dalàna
ny fanitsiana nekena dia «mametraka ho heloka bevava ny mandika soratra» ary «mametraka ho ara-dalàna ny asam-panitsakitsahana ny zo fototra sy ny zo ara-dalàmpanorenana
Nanafintohina ny espaniola ny sazy kely nomena ny “La Manada”
Sivy taona an-tranomaizina noho ny herisetra ara-nofo, sazy nomena ireo mpikambana ao amin'ny La Manada. Tsy nahafa-po ny didim-pitsarana. Mitohy ny fihetsiketsehana miaro ny vehivavy