23 Febroary 2018

Tantara tamin'ny 23 Febroary 2018

India: Tata, Jaguar ary Rover.

  23 Febroary 2018

(2008) Ankehitriny, ao anatin'ny tantaran'ny tena fandrosoan'ny toekaren'izao tontolo izao, nividy marika roa malaza be tamin'ny Anglisy ny Tata ao India, dia ny Jaguar sy ny Land Rover.