Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

04 Janoary 2018

Tantara tamin'ny 04 Janoary 2018

Jereo Mivantana Ny Fifaninanana ‘Bilaogy Tsara Indrindra’ 2008

Nambara tao Berlin tamin'ny 27 Novambra 2008 ireo mpandresy tamin'ity fifaninanana Best of the Blogs (Bilaogy Tsara Indrindra-BoBs) tamin'ny taona 2008. Nisokatra ho an'ny daholobe ny hetsika. Raha tsy any Berlin ianao dia azonao jerena antserasera ny hetsika iray manontolo amin'ny alalan'ity lahatsoratra ity na...

Naleon'Ilay Mpikatroka Israeliana Nifidy Ny Fonja Toy Izay Hanao Raharaha Miaramila Ho Fanoherana Ny Fibodoana

"Miaina ao anatin'ny fanjakana fasista sy manavakavaka isika, feno fandrangitana. Matanjaka isika na dia vondrona kely aza ."

India: Herisetra Ao Gurgaon

Resahan'ireo bilaogera ny momba ny herisetra tao Gurgaon, izay nateraky ny fifandonan'ny mpitandro filaminana sy ireo mpiasan'ny sampanà indostria iray.

Mihiaka Ny Vahoakan'i Iran: Lahatsary Maro Amin'ny Fihetsiketsehana

Ny Tetezana - The Bridge

Nidina an-dalambe mba hanohitra ny governemanta ny olom-pirenena ao Iran, indreto lahatsary maromaro momba ny fihetsiketsehana nandritra ny andro vitsivitsy tao Iran.