Tantara tamin'ny 26 Desambra 2017
Mandrindra Fikomiana Amin'ny Alàlan'ny Bilaogin-tsary Ireo Mpianatra Any Amin'ny Sekolim-panjakana
Angatahan-dry zareo ny fitaterana maimaimpoana, fanadinana hidirana tsy andoavam-bola, fanavaozana ireo kilasy mianatra tontolo andro, ary ny fanenan-danja ny Lalàna Fototry ny Fanabeazana. Miara-miasa amin'ireo parlemanta avy amin'ny elatra havia sy havanana ny Minisitry ny Fanabeazana amin'izao mba hifanekena amin'ny vahaolana tsara indrindra hamahàna ity fangatahan'ny mpianatra ity.
Neila Charchour Hachicha : Blaogy Ho An'ny Fahafahan'Ireo Toniziana
Ahianay ilay WSIS"World Summit on the Information Society"(Fihaonam-be Faratampony Momban'ny Torohain'ny Fiarahamonina), izay ho tanterahina ao Tonizia, ho vao mainka hitondra sivana maro sy famerana ny fahalalahana maneho hevitra
Fiaraha-misakafon'ny Bilaogera Toniziana
Faly aho namonjy ny Fihaonan'ny Bilaogera Toniziana Andiany Faha 8 ny zoma alina , niaraka tamin'ireo mpandray anjara namana ao amin'ny WSIS, Jeff Ooi avy any Malezia sy Isam Bayazidi avy any Jordania.