Tantara tamin'ny 25 Avrily 2017
Fomba Fijery Ivelan'ny Firenena : Mandefitra Kokoa Amin'ny Fanitsakitsaham-bady ny Frantsay, Fa Tsy Amin'ny Fiarahan'olon-droa

Araka ny fikarohana, dia mety ho manaiky kokoa ny zava-misy mahasarotra ny fanambin'ny tokam-po maharitra ela ny Frantsay.
Simban'ny Fahafatesan'ny Tanora iray Ny Fitokian'ny Vahoaka Amin'ireo Manampahefana ao Shina
"Tsy sarotra ny hanaporofoana ny filazan'ireo mpisera ety anaty aterineto hoe diso ilay tantara. Mila mamoaka vaovao misimisy kokoa ireo manampahefana dia hirodana ireo tsahotsaho"
Paikady Hanamafisana Ny Teny Pisbi sy Potón Ao El Salvador Amin'ny Alalan'ny Fandraisana Anjaran'ny Fiarahamonina

Ity no vaovao farany faha-dimy momba ny tetikasa "Famelomana indray ny teny Potón sy Pisbi ao El Salvador", ny tanjona dia ny hanamafisana ny famantarana ny olona Lenka sy Kakawira, amin'ny alalan'ny fanavotana ny tenindrazana'izy ireo.
Fanovana Abidia Fanodikodinan-tsaina Ao Kazakhstan
Mihevitra ny mpitarika menavazana ao Kazakhstan fa laharam-pahamehana ny fidirana amin'ny abidia Latina izay efa nokasaina hatry ny ela. Te-hahafantatra ny anton'izany ny mpisera media sosialy ao amin'ny firenena
Ny Maha Zava-dehibe Ny Fametrahan-tolàna (Fizarana 1)

Amin'ny demaokrasia, ny vaovao no fototry ny fahefana manapa-kevitra omena ny olom-pirenena. Saingy tsy mandiso ny votoaty sy ny fandikana azy ve ny fandrafetana ny vaovao?