Tantara tamin'ny 15 Janoary 2016
Manina Ahy? Apetak'ireo Witty Mpijirika Eny Amin'ireo Fàfana Anaty Fiarandalamby Ambanin'ny Tany Ao Kiev Ny Sarin'i Moriarty Ilay Olondoza Amin'ny Andian-tantara Sherlock

Nandefa saripika samihafa mampiseho ny dokambarotra any anaty fiarandalamby ambanin'ny tany, nahitàna an'i Moriarty mitsiky avy any anatin'ireo andian-tantara Sherlock an'ny BBC ireo mpampiasa media sosialy avy ao Kiev renivohitr'i Okrana..
Zazakely Teratany Fanahy Iniana Novonoina, Saingy Zara Raha Nahafantatra Ny Fisian'izany i Brezila
Andro mialoha ny faran'ny taona, nampinono ny zanany lahy 2 taona ny vehivavy indizeny iray raha indro nisy lehilahy nanatona azy ireo ary namono ilay zazakely. Tsy nahasarika ny saina tao Brezila anefa izany tranga izany.
Zimbazimbain'i Hong Kong Ireo Fesotse Shinoa Rehetra — Ara-bakiteny sy Ankolaka
"Tsy tianao ilay tena izy ka dia vonoinao izy rehetra. Avy eo ianao manitsaka ilay tsy tena izy ka maka sary no sady mihomehy. Karazana toetsaina toy inona re izany e?"