Tantara tamin'ny 18 Jolay 2015
Saka sy Zana-tsaka Mameno Ny Pejy Facebook-n'ireo Mpanao Politika Italiana Manohitra Ny Fifindramonina
#gattinisusalvini dia flashmob virtoaly midika hoe “mitondra ireo saka kely mpitondra hafatra fitiavana ao amin'ny rindrin'ireo izay tena mandray ny fiainana ho matotra loatra."
Ny Ilainao Fantarina Momba Ny Fifandonan'i Etiopia sy Ireo Bilaogeran'ny Zone9 : Didim-Pitsaràna Andrasana Amin'ny 20 Jolay

In-30 niatrika fitsarana tao anatin'ny 15 volana ireo biloageran'ny Zone9 ao Etiopia, ary nahemotra foana isaky ny mihetsika. "Tsy zavatra hafahafa izany ao anatin'ny rafi-pitsaràna faran'izay tsy manana elanelam-panahy ao Etiopia" hoy Endalk Chala.
Tsy Afaka Mamaky Ireto Boky Ireto Ianao, Saingy Afaka Hamay Izany Kosa Ireo Zafindohalikao
1.000 ireo hazo novolena tany Nordmarka, ala iray eo ivelan'i Oslo, ary ireo ala ireo dia hanome taratasy ho anà boky natambatra izay hatonta amin'ny taonjato iray miala amin'ny antsika.
Na Eo Aza Ny Famoretana, Tsy Manaiky Tampenam-bava Ireo Shinoa Mpisolovava Ny Zon'Olombelona
"Ny manasazy amin'ny alàlan'ny fanosihosena ny rehetra amin'ny lalàna dia tena famotehana tanteraka ny maha-to teny ny governemanta. .... Mahita fandriampahalemana vonjimaika ianao, fa tsy ela akory na aoriana kely dia hipoaka ny volkano"