Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

06 Jona 2014

Tantara tamin'ny 06 Jona 2014

Manandratra ny Fampianarana Ara-pananahana Sy Ny Miralenta Ny Alimanaka Miboridan'ny Twitter Ao Makedonia

Ahitana ny hafatra "Tsy rahona ho an'ny fianakaviana ny miralenta" sy ny hoe "Rehefa tsia dia tsia! Tsy fanoloana toerana ny fanekena akory ny fitanjahana", ireo hafatra ao anatin'ny alimanaka.

Taorian'ny Famonoana Ilay Tomponà Hotely, Miaro Ny Sarin'ny Fireneny Ireo Saint Lucians

Taorian'ny nahafatesan'ny mpanankarena iray mpandraharaha tao St. Lucia, nifanakalo resaka momba ny fiantraikan' ny namonoana azy eo amin'ny fomba fijerin'ny iraisam-pirenena ny nosiny ireo mpisera an-tserasera ary raha hitarina dia hatrany amin'ny indostrian'ny fizahantaniny.

Ambaran'ny Indoneziana Fa Tsy Ampy Ny 15 Taona An-tranomaizina Ho An'ny Mpametaveta Ankizy

Nanosika sy nanetsika ireo ray aman-dreny marobe mba hitaky amin'ny governemanta handinika ny lalàna momba ny pedofilia sy hametraka sazy farany izay henjana indrindra ny fihanaky ny tranga fametavetana ankizy ao Indonezia.

Fomba Fiteny Venezoeliana Miavaka, Ravahana Sary Sy Nadika Tamin'ny Teny Anglisy

Maneho an-tsary ny fomba fijeriny manokana sy ireo fitenin-ndrazana mampiavaka an'i Venezoela amin'ny alalan'ny fandravana loko sy hatsikana i Daisy Patton.

Misolo Toerana An'i Solana Larsen Amin'ny Maha-Lehiben'ny Famoahan-dahatsoratra Global Voices Azy I Sahar Habib Ghazi

Fiovana eo amin'ny mpitantana ny fanoratan-gazety ato amin'ny Global Voices. Hisolo an'i Solana Larsen i Sahar Habib Ghazi izay lefitry ny fitantanana ny fanoratan-gazety tato amin'ny Globala Voices teo aloha