Tantara tamin'ny 02 Desambra 2013
Però: Miaraka Hoan'ny Fandriampahalemana Ao Amin'ireo Tanàna

Ny tanjon'ny Amasuwa dia ny hampiasana ireo angona voatahiry misy ireo fandikan-dalàna mba hametraka an-tsarintany ireo faritra anjakan'ny tsy fandriampahalemana ao Però sy hanaitra ny mponina.
#StopPrawlerPlan: Mpikatroka Manohitra Ny Fandravana Tanàna Palestiniana Voasambotra Any Isiraely
"Tsy ho tafita i Prawer", hoy ny hiakiaky ny mpikatroka Palestiniana sy Isiraeliana tamin'ny androm-pihetsiketsehana hanoherana ny planina Prawer-Begin izay raha tafapetraka dia hamindra toerana ireo Bedouins Palestiniana monina any Al Naqab.
Fanentanana Hanendrena Ilay Mpikatroka Saodiana Amin'ny Loka Nobel Hoan'ny Fandriampahalemana
Nandray ny solosainany ny Saodiana mba haneho fanohanana amin'ny fanendrena ilay Saodiana mpiaro ny zon'olombelona Dr Abdullah al-Hamid hofidiana hahazo ny Loka Nobel-n'ny Fandriampahalemana 2014.