Tantara tamin'ny 06 Septambra 2013
SARY: Mamantatra Toeram-pitsangatsanganana Ao Slovenia
Andao hijery toera-pizahantany mahafinaritra na dia ho amin'ny fijerena sary fotsiny ihany aza. Misy ny toera-pizahantany mahasondriana amin'ny firenena tsy ampoizina tahaka an'i Slovenia
Nanatevin-daharana ny Fitantanana Ny Global Voices i Mohamed Nanabhay, Mpandraharaha Antserasera
Anisan'ny mpandray anjara voalohany tato amin'ny Global Voices sady efa nitana andraikitra ambony tao amin'ny Al Jazeera English.
Mianiana ny Filoha Vaovaon'i Paragoay
Tonga Filoha vaovaon'i Paragoay i Horacio Cartes, mpandraharaha, nifarana teo ny sakatsakana ara-politika sy ara-diplomatika niainanan'ny firenena miaraka amin'ny fiampangana an'i Fernando Lugo tamin'ny volana jona 2012.