Tantara tamin'ny 04 Aogositra 2012
Oganda : Fandravàna Ny Fahazarana Mangina Manoloana Ny Zo Ara-pahasalamana?
Tokony ho maimai-poana ny fitsaboana ao Ogandà. Kanefa tratran'ny krizim-panafody goavana sy tsy fahampian'ny mpitsabo ny toeram-pitsaboana an'ny fanjakana. Navoaka taminà tranonkala ny lahatsary iray novokarin'ny fikambanana iraisam-pirenena mpanao asa soa, Results for...
Tontolo: BRICS vs. NATO – Tolona Am-batolampy Momba Ny Hevitra Fitsabatsabahana
Ny fanapahan-kevitra vao haingana norasin'i Shina sy Rosia hampiasa ny vato tsy azo ivalozana tao amin'ny Filankevi-Pilaminan'ny Firenena Mikambana ho vahaolana ao Syria - dia nanainga indray ny adihevitra mikasika ny fifandraisan'ireo hery 'vaovao' tahaka an'i Brezila, Rosia, India, Shina ary Afrika Atsimo - ny BRICS - amin'ireo hery 'tranainy' tahaka ny Fifanaraham-piaraha-misan'ireo Firenena Any Amerika Avaratra (OTAN) rehefa misy ny fitsabahana iraisam-pirenena.
Rosia : Resaka nifanaovana tamin’i Jesse Heath, mpanoratra ny bilaogy The Russia Monitor

Ny bilaoginy The Russia Monitor izay mandinika ny fironana vaovao eo amin’ny toe-karena, politika ary ny fanao ao amin'ny fanaovan-dalàna Rosiana. Ny fomba filazany ny lafiny ara-teknika ireo toe-javatra sahanina no...
Ny Rafitr'Anaran-Tokana Ao Myanmar
Raha misy olom-pirenena Myanmar milaza fa tsy manana anaram-pianakaviana izy, manontany foana matetika ny vahiny hoe nahoana. Angamba iray amin'ireo firenena vitsy manerantany na farafahakeliny 90 isan-jaton'ny mponina ao Myanmar no...