Tantara tamin'ny 12 Febroary 2012
Oganda: Adihevitra Taorian'ny Fanambarana Nataon'ny Filoha Mikasika ny Solitany
Niatrika ny parlemanta ny filohan'i Oganda Yoweeri Kaguta Museveni tamin'ny 10 Febroary 2012 mba hanome vaovao ho an'ny firenena mikasika ny tsy fahampian'ny herinaratra sy ny fitrandrahana solitany ao amin'ny renirano Albert. Museveni nanambara fa tamin'ny taona 2006...
Brezila: Mipariaka Manerana Izao Tontolo Izao Ny “Pinheirinho Daholo Izahay Rehetra”
[Amin'ny teny Portiogey avokoa ny rohy rehetra, raha tsy efa misy filazana manokana.] Breziliana maneran-tany, sy olom-pirenena avy amin'ny firenen-tsamihafa, no nifanentana an-tserasera ary nikarakara hetsim-panoherana manerana ny tanàna maro...
Shina: Mikasa Hitarika Ny Sehatra Fitoraham-Bilaogy Bitika ny Antoko Kaominista Sinoa
Any Shina, eo ambany fiahian'ny Antoko Kaominista Sinoa (CCP) mivantana avokoa ireo fitaovana media mahazatra rehetra. Misy mpitan-tsoratry ny CCP dia napetraka isaky ny fikambanana media mba hanara-maso ny votoaty sy hanome ny zotra arahana ho an'ireo mpamoaka sy mpitatitra momba ny zavatra mila asongadina sy sivanina