Tantara tamin'ny 06 Janoary 2012
Hongria: Fahatsiarovana Avy Amin'ny Lasin-Dohataona Reharehan'ny Roms Tao Barvalipe
Tanora Roms valo ambiroapolo no niaraka tamin'ny volana Aogositra 2011 tamin'ilay Lasin-Dohataona Reharehan'ny Roms voalohany nahafahan-dry zareo nianatra momba ny teniny, ny tantarany, ny anjara toerany ho filamatra ary izay zava-bita, mba ho ezaka hametrahana fahatsapan-tena ho manana adidy sy olona tompon'andraikitra ara-tsosialy.
Yemen: Revolisiona Iray Hafa Mitovy Eny An-dalambe Hatrany Amin'ny Andrimpanjakana
Tao anatin'izay herinandro vitsivitsy lasa izay, niely hatreny an-dalambe ka hatrany amin'ny andrimpanjakana manerana ny firenena ny revolisionan'i Yemen, mitaky ny fanafoanana ny kolikoly eo anivon'ny governemanta sy ny andrimpanjakana....
Filipina: Naely An-tserasera Fa Atao Hazalambo Ilay ‘Mpanitsakitsaka ny Zon'olombelona’
Nalefa an-tserasera ny ezaka atao amin'ny fisamborana ilay jeneraly kintana iray Jovito Palparan taorian'ny fivoahan'ny didy fisamborana ity olona voarohirohy ho mpanitsakitsaka ny zon'olombelona ao Filipina ity. Olona niharan'ny tsy...