Tantara tamin'ny 15 Marsa 2011
Japana: Ilazao Izao Tontolo Izao Mba Hanampy
AFikarohana sary nampakarina tao amin'ny Twitter fotsiny dia efa mety hitondra zavatra mahavariana. Tadiavo ny teny hoe "宮城" (Miyagi) ary dia sary maro samihafa no hiakatra mikasika io prefecture io, iray amin'ireo tena vodoana mafy tokoa tao Japana tamin'ilay tsunami farany teo. Akorisaho midina, dia hisy ary sary iray hiavaka, boribory kely toa vongan-dranonando miloko volontany sy manga mandram-panapotsitrao azy ...
Libia: Maty tanaty velam-pandrika ny mpakasarin'ny Al Jazeera
Mitobatobaka ny fanehoana fanohanana taorian'ny vaovao nilaza fa maty tanaty vela-pandrika tany akaikin'ny Benghazi i Ali Hassan Al-Jaber, mpakasarin'ny Al Jazeera avy any Qatar.
Kamerona: Resaka noho ny fandrarana ny SMS-to-Tweet
Ho tsaroana noho ny lafiny haitao kokoa ny andro manerantany ho an'ny vehivavy 2011 any Kamerona. Nanambara tao amin'ny valan-tserasera i Bouba Kaele, tompon'andraikitra misahana ny dokambarotra ao amin'ny orinasan-tserasera...