Tantara tamin'ny 05 Jolay 2010
Manambara ny fanohanana avy amin'ny Omidyar Network ny Global Voices
Amin-kafaliana no ilazako fa nanao fampiasam-bola mahatratra 1,2 tapitrisa dôlara amin'ny asan'ny Global Voices ny Omidyar Network. Fifandaminana mpanao asam-panasoavana ny mpiara-belona, natsangan'ny mpanorina ny eBay antsoina hoe Pierre Omidyar...
Jordania: Vita avy any Israely
Ny fahitana ireo entana vita avy any Israely dia mbola miteraka hatairana manerana ireo firenena Arabo. Osama Al Romoh avy any Jordania dia mampiseho ny hatairany (Ar) rehefa nahalala fa manome akanjo famoahana voafono kitapo vita avy any Israely an'ireo mpianany ny Anjerimanotolo lehibe iray.
Iraka: Iza no ho Praiministra manaraka?
Tsy nahita marimaritra iraisana ho amina kandidà tokana hapetraka amin'ny toeran'ny Praiminisitra ireo vondrona roa maro an'isa lany tamin'ny fifidianana, na dia efa natao tamin'ny 7 Martsa aza ny fifidianana ny ho parlemanta irakiana. Manana izay lazainy koa momba ny fikatsoana ireo mpitoraka blaogy ao anatin'ity lahatsoratra ity .
Sina: Maninona no dia osa ny baolina kitra Sinoa?
Teo aloha kely teo ny New York Times dia nametra-panontaniana mikasika ny hoe ” maninona i Sina no any amin'ny laharana farany raha ny baolina kitra no jerena, raha tena...
Korea Atsimo: Miombona alahelo amin'ny Hirifiry nozakaina noho ny fiparitahan'ny solika
Raha mbola eo ampanarahana ny tatitra momba ny zava-doza ateraky ny solika miparitaka avy amin'ny BP ao Etazonia ny any Korea Atsimo, maro ireo Koreana mpitoraka blaogy, izay ho azy...