Tantara tamin'ny 20 Jona 2010
Korea Atsimo sy Avaratra: Tankina noho ny Mondial ny fifampihenjanana
Somary nihanalefaka kely ny fifankahalàna nisy teo amin'ireo Korea roa tonta izay tsy nitsaha-nisondrotra nanomboka tamin'ny faharendrehan'ny sambo mpiady iray an'ny Korea Atsimo noho ny tifitra nolazaina fa avy amin'i...
Holandy: Vehivavy roa nosamborina tany amin'ny Mondial fa manao dokambarotra labiera tsy ara-dalàna
Vehivavy Holandey roa miasa any amina orinasa mpamokatra labiera Bavaria any Pays-Bas no nosamborina noho ny fanaovana dokambarotra ho ana labiera izay tsy mpanohana ofisialy ny Fiadiana ny Tompondaka erantany...
China: Fanentanana ny mba hampiasàna ny tena anarana eo anivon'ny aterineto

Ho an'ny maro amin'ny mafana fo amin'ny fampielezam-baovao, ny fametrahana ny tena anarana eo anivon'ny aterineto dia fanitsakitsahana ny fiainana manokana, kanefa, ao China, misy sasantsasany amin'ireo olon-tsotra mafana fo...

