Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

08 Avrily 2010

Tantara tamin'ny 08 Avrily 2010

Maraoka: Tandindonin-doza ve ny Kristiana?

Tany amin'ny fiandohan'ny Martsa, nahita ireo mpanara-baovao fa manodidina ny 20 eo ireo mpiasa tranainy tao amina fitaizana zaza kamboty iray no noroahana handao ny firenena izay noraisin'izy ireo ho tanindrazany. Ilay tranga, ary maro hafa no nanaraka azy ity, dia nametraka ho eny aloha indray ny adihevitra momba ny...