Tantara tamin'ny 18 Oktobra 2009
Porto Rico: Vonona ho amin'ilay fitokonana nasionaly
Mivonona ho amin'ny fitokonanana nasionaly hatao amin'ny Alakamisy 15 Oktobra, izay mikendry ny hampikatso ny firenena mandritra ny andro iray i Porto Rico sy ny mpitoraka blaogy ao aminy.