Tantara tamin'ny 13 Janoary 2009
Palestina: Sekolin'ny Firenena Mikambana voadaroka baomba; maherin'ny 40 no maty
Tokony ho tamin’ny 6 ora hariva (GMT+2), dia nanao tatitra ny Al Jazeera amin’ny teny anglisy fa voadaroky ny balan'ny tanky roa ny teo an-tokotanin'ny sekolin’ny Firenena Mikambana. Io sekoly...