16 Mey 2008

Tantara tamin'ny 16 Mey 2008

Amerika : Fasana ambanin'ny ranomasina

  16 Mey 2008

Lulu izay mpiblaogy Jordaniana monina any Amerika no manapariaka ao amin'ny memoirs of Lulu [ireo tahirin'i Lulu] mikasika ny fasana ambanin'ny ranomasina hoan'ireo izay tia ny ranomasina fahavelony any Florida, Amerika : The Neptune Memorial Reef as a uniques resting spot for people who loved the sea. It is also a heaven...

Malawi : Fisamborana olo maro noho ny “fanomana fanonganana” ny filoham-pirenena

  16 Mey 2008

Araky ny tatitra voaray dia manamboninahitry ny tafika sy mpitarika ny antoko mpanohitra maromaro no nosamborina tany Malawi noho ny fiheverana azy ireo ho “nanomana fanonganam-panjakana.” Kondwani Munthali izay sady mpanao gazety no mpiblaogy Malawiana dia mihevitra fa mandalo vanim-potoana mahaliana ary madiva hangotraka ny rano [ilomanozan'ny] pôlitika any Malawi. Avy any Lilongwe izay itoerany...

Albania : Trano miravaka loko marevaka

  16 Mey 2008

Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania : Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic???? It's been a grey, overcast day and I thought it was...