26 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 26 Avrily 2008

Taiwan: Nofinofy toy inona no andrasantsika amin'ny Lalao Ôlaimpika?

  26 Avrily 2008

Raha mikarakara ny Lalao âlaimpika 2008 i Sina dia nilaza hoe “tontolo iray, nofinofy iray, inona no andrasantsika amin'io nofonofy io? Nazavain'i Schumann ny niavian'ny afo Ôlaimpika: 古代希臘人在奧運舉辦前,會按宗教儀式,在奧林匹亞宙斯神廟前的祭壇上點燃火種, […]火炬手高舉火炬,一邊奔跑,一邊呼喊:停止一切戰爭,參加運動會。 火炬傳到哪,哪的戰火就熄滅了。[…]人們忘記了仇恨,忘記了戰爭,都奔向奧林匹亞參加奧林匹克運動會。 久而久之,火炬這個本來用來傳遞信號的工具,便成了和平、光明與友誼的象征. Mialoha ny Lalao Ôlaimpika taloha dia nandrehitra afo teo anoloan'ny Tempolin'i Zeus l'Olympien ny mponina Grika fahiny. […] Ilay...

Koety: Omeo ahy fotsiny ny Espresso-ko

  26 Avrily 2008

Momba an’i Koweït eo an-dàlam-panarenana ny takaitran’ny tafiotra mahery tamin’iny herinandro lasa iny, ny mpitoraka blaogy G, ao amin’ny blaogin’i G, dia naneho sary roa momba ny fahavoazana tavela. Iray amin’ireny ity : … sy ny fanamarihana toy izao: Tonga maraina be mba hiasa aho androany, toy ny efa fahazàrako,...